Iray amin’ireo mpikosoka kapila efa voky traikefa i Dj Dina. Efa an-taonany maro ihany koa no mila ravinahitra any Frantsa izy. Mandalo eto an-tanindrazana amin’izao fotoana izao, ary nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety ity mpikosoka kapila ity. “Manembona ireo fotoana niarahana teto ka hamerina kely izany”, hoy izy, tetsy amin’ny Oxygène, […]
Taratra
Niova tanteraka: Adalam-pandrosoana ny vehivavy malagasy
Vehivavy, Reny ! Ny Reny, mpanabe !… Nanatanteraka ny adidy sy ny andraikiny hatrany ny Reny hatramin’izay. Niova tsikelikely anefa izany taty aoriana. Fiovana niantraika tamin’ny taranany sy ny firenena manontolo ! Mijery tahirin-kevitra sy tahirin-tsary tany amin’ny taona 1958… Mahita ireo vehivavy malagasy, « mihaja », « manaja » ! Mihaja satria tsy mitsipaka ny kolontsaina sy […]
SOMBIM-BAOVAO
Tonga any La Reunion, i Berajo, Malagasy vodilaharana amin’ny taranja baolina kitra. Milalao ao amin’ny klioban’ny St Denis FC ny tenany amin’izao fotoana izao, ary miaraka aminy ao i Tsito, Malagasy lohalaharana. Tsiahivina fa efa ho sivy volana izay i Berajo no nijanona teto Madagasikara ka izao lasa izao ihany. […]
Hand Ball – IHF Trophy : nahazo fandresena telo ny Akio, omaly
Nandresy avokoa ireo ekipa nasionaly malagasy Akio, sokajy “juniors” sy ny “cadets”, omaly, nandritra ny fifaninanana “IHF Trophy” faritra fahafito, taranja Handball, lehilahy, izay atao eto Madagasikara, ny 22 – 25 mey. Lavon’i Madagasikara, tamin’ny isa 49 no ho 10 i Seychelles, teo amin’ny “cadets U18”. Ary mbola nomontsanan’ny Malagasy […]
Motocross Mada 2024 : voalohany i Claudio Tida
Notanterahina tany Manakara, ny alahady 19 mey lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Motocross, dingana fahenina. Raha ny sokajy elita “MX 1”, mbola i Claudio Tida, Malagasy mpilalao Motocross, indray no laharana voalohany tamin’ity. Teo amin’ny faharoa kosa i Mathias Plantive, ary fahatelo i Preve Marco. Tsiahivina […]




