Anisan’ireo andrarezina ! Anarana tsy afa-misaraka amin’ny tantaran’ny rock malagasy ihany koa ny an’i Jimmy Poun Andrianiaina, na i Poum. Fantatra mantsy fa feno 40 taona amin’ity no niakarany an-tsehatra, ary tsy havela handalondalo foana izany. Mandritra ny taona ny fankalazana, ka hosokafana ny sabotsy 25 mey izao izany, manomboka […]
Taratra
Orinasa Tozzigreen : hamokatra angovo ho an’ny EPP Ambohimarina
Tsy mijanona amin’ny famokarana angovo, misehatra amin’ny fanampiana ny mpiara-belona koa ny orinasa Tozzigreen. Vokasik’izany ny sehatry ny fanabeazana sy ny sosialim-bahoaka. Hiroso amin’ny famokarana angovo eo anivon’ny EPP Ambohimarina, kaominina Ambohimanga Rova, ny orinasa Tozzigreen. “Vonona hatrany hifanome tanana sy hifanampy amin’ny mponina izahay”, hoy ny nambaran’ny tompon’ny orinasa […]
INDRAY MIJERY
Tsy hisy fiforonana andro ratsy mety hahakasika ny toetry ny andro eto Madagasikara hatramin’ny 28 mey ho avy izao. Hangatsiaka ny andro ary handrivotra ny ankamaroan’ny faritra eto amin’ny afovoantany, ny faritra avaratra, ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy ary ny morontsirak’i Sofia sy Boeny. Hihamalefaka ny tsiokan’ny alizay rahampitso ary handrafitra […]
Masoivoho frantsay tany Sava : nanolotra 71 tapitrisa Ar ho an’ny Care
Nitsidika ny faritra Sava tany Sambava sy Antalaha ny masoivohon’i Frantsa miasa eto amintsika, Arnaud Guillois, ny herinandro lasa teo. Fidinana ifotony voalohany notanterahiny tany an-toerana izao. Nidinidinika tamin’ny manam-pahefana izy momba ireo tetikasa fiaraha-miasa efa misy sy ny fanatsarana izany amin’ny ho avy. Nanolotra taratasim-bola mitentina 71 tapitrisa Ar […]
“Etoiles montantes Star” : nivoaka ny andiany voalohany
Hanomanana ny “kintana” aoriana. Fandaharahanasa iray novolavolain’ny Star, ho fandrisihana sy fanohanana ireo zanaky ny mpiasa nahazo ny “mention bien” sy “très bien” nandritra ny fanadinana bakalorea ny “Etoiles montantes Star. Ny taona 2018 no nanombohana azy, izay natao hanamaivanana ara-pitaovana sy ara-bola ny ray aman-dreny amin’ny fanohizan’ireo mpianatra ny […]




