Samy efa nampahatsiahy ny HCC sy ny Ceni fa tsy azon’ny mpiasam-panjakana atao ny miandany na mitanila amin’ny kandidà. Tsy azon’ny eo anivon’ny Ceni atao koa anefa ny mitanila amin’ny kandidà. “Efa vita ny fanofanana teny anivon’ny Ovec, ary nivoaka ny lisitry ny kandidà ho depiote. Amin’ izao fotoana izao, […]
Taratra
TSELATRA
Olona 20 mahery naratra vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Vohiparara, omaly maraina. Taksiborosy nitondra mpianatra niala avy any Andranomafana Ifanadiana hihazo an’i Befato no tra-doza tampoka tao Vohiparara. Nentina namonjy ny Hopitalibe CHU Tambohobe Fianarantsoa, ireo naratra. Mitohy, araka izany, ny fanadihadiana ataon’ny zandary. Nifanehatra tamin’ny tompon-trano avy nivavaka ireo […]
Fakana an-keriny: jiolahy iray lavon’ny polisy
Avotra soa aman-tsara ny tovovavy iray nalaina an-keriny rehefa nidinan’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Mandritsara. Niafara tamin’ny fifandonana teo amin’ny polisy ireo mpaka an-keriny izany, ny sabotsy alina teo. Ny zoma hariva tamin’ny 6 ora sy 30mn, naharay antso ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’i Mandritsara fa nalain’ny jiolahy […]
Toamasina : vehivavy voatifitry ny jiolahy teo amin’ny tratrany
Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana indray tao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana, ny zoma teo. Nandritra ny fotoana nisian’ny famindram-pibaikoana teo amin’ ny zandarimariam-pirenena sy ny Tafika izany. Tsy sakana ho an’ireo jiolahy anefa izany fa vao mainka aza sahin’izy ireo ny nihantsy ny mpitandro filaminana. Fanafihana mitam-piadiana roa be izao no nitranga […]
Ambatomainty : mpitondra moto naratra mafy
Nitrangana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray tao Ambatomainty, Boroborintany fahadimy, omaly tolakandro. Fiara iray nandeha mafy nidim-pidinana nifatratra tamin’ny fiara iray hafa. Nifandona teo amin’ny lohany ireo fiara roa. Potika tanteraka ireto farany. Ankilany, nisy moto scooter iray taorian’ilay fiara. Tsy nanampo na inona na inona ny mpitondra io kodiaran-droa io. […]




