Naiditra eny amin’ny fonjan’Antanimora, omaly, ny jiolahy roa nidaroka tamin’ny “bois-rond” mpanatitra entana iray tao Ambohimitsara, kaominina Ambohimangakely, distrikan’ Antananarivo Avaradrano. Nanafatra akanjo tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera ireo jiolahy roa lahy. Nampandaloviny amin’ny toerana mangingina ny mpanatitra io entana io, ny 6 mey lasa teo tamin’ny 3 ora sy sasany. Nandrasan’ireo […]
Taratra
Nahatrarana basy dimy: maty voatifitra i Njara Kelialoka
Dahalo am-polony nikasa hanafika tanàna iray tao Ambatofinandrahana. Maty voatifitry ny zandary ny iray. Sarona ny basy mahery vaika miisa dimy. Ravan’ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona ny fanafihana mitam-piadiana nokasain’ny dahalo am-polony hotontosaina tao amin’ny tanànan’Andravelona, fokontany Tsimamaliavona, kaominina Fenoarivo, distrikan’Ambatofinandrahana, ny 8 mey teo tamin’ny 2 ora tolakandro. […]
Filoha Rajoelina Andry: hampiroboroboina ny angovo azo havaozina
Ao anatin’ny ezaka fanatsarana sy fitadiavana fiaraha-miasa amin’ireo firenena sy fikambanana avy any ivelany ny fitondram-panjakana. Mihatsara ary mitombo hatrany ireo firenena sy fikambanana miara-miasa amin’i Madagasikara, eo amin’ny sehatra maro. Tontosa omaly, tao Abu Dhabi, ny fihaonana teo amin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, sy ny talen’ny Agence internationale pour […]
Lay Far – “Maman Olga Rajoelina” : “Aoka tsy ho diso famindra isika mpanohana”
Nanao fanambarana manoloana ny raharam-pirenena ny eo anivon’ny Lay fitiavana an’ny rehetra (Lay Far), miaraka amin’i Maman Olga Rajoelina, ny talata teo, tetsy 67 ha. Nambaran’izy ireo fa misy ireo milaza ho ampian-tafika, tsy ampian-tafika. Ny akanga maro anefa tsy vakin’amboa, araka ny fanambarana. “Aoka isika tsy ho diso famindra […]
VAOVAO TAMBATRA
Miantraika amin’ny tsena anatiny ny tsy fahamarinan-toeram-bidin’ny cacao eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mahatratra 12 000 dolara ny iray taonina amin’ny cacao ny tapaky ny volana avrily teo, raha 4 000 dolara izany tamin’ny fiandohan’ny taona. Tsy ampy ny cacao ao Ambanja, tsy misy indostria ihany koa ao an-toerana. Horaisin’ny fanjakana an-tanana […]




