Hanao izay fara heriny ny Makis Ladies handrombahana ny fandresena amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2024), eo amin’ny rugby lalaovina olona 15. Ankoatra ireo mpilalao eto an-toerana, ho avy i Jeanne Sorin, mpilalaon’ny Racing 92. Mitohy hatrany ny fanomanantenan’ny Makis Ladies, eo amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny ho […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Volamena 450 g, manana taham-pahadiovana 98%, miendrika lingot roa, no tra-tehaky ny polisin’ny harena an-kibon’ny tany sy ny polisim-pirenena. Tsy nahitana taratasy mazava manamarina ny fitondrana sy fivarotana azy ireo volamena. Napetraka eny anivon’ny Banky foibe izany mandra-piandry ny valin’ny fanadihadiana. Hatsangana ao amin’ny kaominina Ambodilazana, 40 km miala an’i […]
Phael Flor Moramanga : angovo avy amin’ny masoandro hanodinana lohamenaka
Misehatra amin’ny famokarana lohamenaka ny orinasa Phael Flor any Moramanga. Tafiditra ao anatin’ny paikadiny ny fampiasana angovo azo havaozina, entina hampihenana ny fandaniana mba hitandrovana ny tontolo iainana. Nosoloina fitaovana avy amin’ny herin’ny masoandro avokoa ny angovo mampihodina ny orinasa. Tsy ampiasaina intsony ny solika ampihodinana ny milina, hamokarana lohamenaka. […]
Lalam-pirenena, RN5A : tafapetraka ny tetezamby
Miisa telo ny tetezana simban’ny rivodoza Gamane farany teo, any amin’ny lalam-pirenena RN5A, mampitohy an’ Ambilobe sy Vohemar. Ao anatin’izany ny any Manakolagna, PK 99, ny any Tenanimadiro Maromokotra (PK 67+700). Tafiditra ao anatin’ny fifanarahana ny bokin’andraikitry ny orinasa CRBC nanao ity lalam-pirenena ity ny fiantohana ny fanarenana raha sendra […]
Toekarena : manodidina ny 37,9% ny mponina manana asa
Ambany ny tahan’ny fananana asa eto Madagasikara, raha tanora latsaky ny 25 taona ny 64% ny Malagasy. Tombony ho an’ny toekarena kosa ny fananana loharanon-karena mifototra amin’ny maha olona. Ao anatin’ny andry telo lehibe iompanan’ny Politika ankapoben’ny fanjakana ny loharanon-karena mifototra amin’ny maha olona. Latsaky ny 25 taona avokoa ny […]




