Taratra

Nanafika karana: 5 lahy nandroba 25 tapitrisa Ar

Norobain’ny jiolahy dimy, nitondra basy PA sy Kalachnikov, ny tranombarotra an’ny karana iray eny Andrefan’Ambohijanahary, omaly hariva. Notifirin-dry zalahy ny totohondry ny vavany. Lasa ny vola 25 tapitrisa Ar. Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana ma­­hery vaika ny tranombarotra iray lehibe an’ny teratany Karana eny Andrefan’ Ambohi­janahary, omaly hariva tamin’ny 5 ora sy 30 […]

SITLM andiany fahatelo: mitana anjara toerana momba ny fitaterana

Tontosa omaly, teny amin’ny Zone Expo Forello Tanjombato, ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny « Salon International des Transports, de la Lo­gistique et de la Manu­tention» (SITLM), andiany fahatelo. Olo-manankaja sy tomponandraiki-panjakana maro no niatrika izany, anisany ny minisitry ny Asa vaventy, Kly Ndriamihaja Livah Andriana­trehina, izay sady ray mpiahy […]

VAOVAO TAMBATRA

Hatsangana ao Ranomafana ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano. Miaraka amin’ny « Sinohydro » ny tetikasa sady hanana tanjaka 64MW. Hisitraka ny tetikasa ny faritra Analamanga sy Itasy ary ny distrika telo, toa an’i Fenoarivobe, Ankazobe sy Ambohidratrimo miaraka amina kaominina efatra hafa. Vita ny 85% an’ilay Zone d’emergence piscicole (ZEP) eny […]