Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny 17 marsa ho avy izao ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligin’i Sofia, taranja baolina kitra, diviziona faharoa. Ireto avy ireo toerana efatra andraisana izany, ny kianjan’Analalava, Antsohihy, Port-Berge ary i Mampikony. Notontosaina ny 9 sy 10 marsa lasa teo ny lalao savaranonando amin’ny fiadiana ny amboaran’i […]

Barea de Madagascar : amin’ny alatsinainy ny fampivondronana

Araka ny vaovao azo omaly, avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), hanomboka ny alatsinainy 18 marsa ho avy izao ny fampivondronana ireo mpilalaon’ ny Barea de Madagascar, amin’ny fiatrehana ireo lalao tsapa tafiditra ao anatin’ny datin’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa). Efa hiaraka hipetraka eny amin’ny hotely lehibe iray eny […]

Tenisy – « Lalao Afrikanina 2024 »: hanomboka ny sabotsy izao ny fifanintsanana

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 8 marsa lasa teo, tany Accra Ghana, ny fifaninanana afrikanina “Jeux Africain” andiany faha-13. Ho an’ny taranja Tenisy, efa any an-toerana avokoa ireo Malagasy mpilalao. Hotanterahina manomboka ny sabotsy 16 marsa ho avy izao, any Accra Ghana, ny fifaninanana ho an’ny taranja tenisy, sokajy […]

VAOVAO TAMBATRA

Tontosa tao Antsirabe, ny 5-7 marsa teo, ny atrikasa fiofanana mahakasika ny rojom-pihariana mangahazo ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina. Ao anatin’izany ny fampitomboana ny masomboly haharaka ny filàn’ny mpamokatra. Eo koa ny fampiroboroboana ny rojom-pihariana hanana sehatra lehibe eo amin’ny fanjarian-tsakafo. Tafiditra ao anatin’ny lisitry ny Cites ao amin’ ny […]

Fanohanana : nozaraina fitaovam-pamokarana ireo tantsaha

Tafiditra ao anatin’ny tetikasa 100 andron’ny fitondram-panjakana ny fanohanana ny tantsaha mpamokatra, hampiroboroboana ny seha-piha­riany. Nisitraka fampitaovana avy amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, omaly, tetsy Mahamasina, ny vondrona tantsaha mpiompy miisa dimy izay misehatra amin’ny fiompiana akoho, bitro, tantely ary ondry aman’osy eto amin’ny faritra Anala­manga. Tohana izay nahitana […]