Taratra

FANTINA sy FINTINA

« Efa vonona ny hampihatra ny famosirana ny mpitsara”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana. Nohitsiny fa efa maro ireo zaza tsy manan-tsiny lasibatra noho ny fanolanana. Ao ireo mitondra takaitra mandra-pahafaty, ao ireo niteraka zaza tsy niriana na maty. Mitaky ny hamerenena ny handinihina ny lalàna momba […]

Razanamahasoa Christine : nihaona tamin’i Emmanuel Macron

Anisan’ireo vehivavy filohan’ny Antenimiera niakatra ny Lapan’i Elysée, any Frantsa, afakomaly, ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine. Nifampiresaka fohy tamin’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron, ity lehiben’ny Andrim­panjakana ity tamin’izany. Anisan’ireo mandray anjara amin’ny fihaonamben’ny vehivavy filohan’ny Antenimiera maneran-tany na ny “Sommet mondial des Présidentes d’Assemblée des cinq continents” any Paris, ny […]

Vita izay ny fety !

Naresak’olona ny tanàna, omaly ! Hita fa tompon’ny fanentanana mihitsy ny vehivavy tamin’ny toerana rehetra nisy kivorivory sy namoriana azy ireo. Nahoraka ny fankalazana ny andron’ny 8 marsa manerana ny Nosy. Samy nanao izay ho afany, hatrany amin’ny fokotany faran’izay madinika indrindra. Niavaka ny vakodrazana sy ny fanamiana nitovy. Nahafatifaty izaitsizy […]

Filoha Rajoelina: “Ampirisihina ho kandidà ny vehivavy”

Mialoha ny fifidianana izao… Tao anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, nampirisika ny vehivavy hirotsaka sy harotsa-kofidina ny filoha Rajoelina Andry. “Ho avy izao ny fifidianana solombavambahoaka. Mam­pi­ri­sika anareo vehivavy aho, indrindra ireo antoko politika: raha mbola azo atao ny manolotra sy misafidy ary mifidy vehivavy kandidà […]