Taratra

Emergence de Madagascar : manohana ny fitondram-panjakana ny fikambanana

Miray vina amin’ny fitondram-panjakana sy ny Filoham-pirenena ny fikambanana “Emergence de Madagascar”, amin’ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana, indrindra ny eo amin’ny lafiny fampiroboroboana ny indostria sy ny sosialim-bahoaka. Tontosa omaly, teny amin’ ny Centre de conféren­ce internationale (CCI) Ivato, ny fivoariambe nasio­nalin’ny fikambanana Emer­gence de Madagascar. Naha­tonga solotena niatrika […]

TSELATRA

Vehivavy 17 taona maty natsingevan’ny rano tao Ambalavato, Manakambahiny, distrikan’Ambatondrazaka, omaly. Lasan’ny rano tao amin’ny tanànan’Andoalakana vao maraina io vehivavy io. Nifampitadiavana izy ka natsingevan’ny rano ny fatiny tany amin’ny 20 km miala ny toe­rana nitondran’ny rano azy. Zazamenavava hita faty nisy nanary tao Mam­pikony, omaly. Ahian’ny fokonolona nanatri-maso fa […]

RN4 : mpangalatra fiara voasambotra

Tra-tehaky ny mpitandro filaminana teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, PK 420+200, ny lehilahy iray sy ny fiara halatra, ny 22 febroary teo. Nentin’io mpamily io ny fiara nanomboka ny 21 febroary teo. Nitsena ny zanaky ny mpampiasa azy io lehilahy io ary tsy hita intsony taorian’izay. Tsy tratra antso, izy izay […]

Fieferana : mpianatra roa lahy nilatsaham-potaka

Zaza roa lahy niara-maty tao Fieferana, omaly. Nilatsaham-potaka tampoka izy roa lahy. Maty tsy tra-drano nilatsaham-potaka ny zaza roa 6 sy 8 taona tao amin’ny kaominina Fieferana, distrika Avaradrano, omaly. Niverina avy tany amin’ny trano famanizana ireo zaza ireo. Nivatravatra ny kotro-baratra tany amin’io kaomi­nina io, omaly. Nivoaka na­monjy ny […]