Natao ny 20 hatramin’ny 23 febroary 2024 teo, tany Toliara, ny fiofanana ho an’ny mpanao gazety avy any amin’ny faritra valo. Nifantohana ny fifandraisan’ny fiovan’ny toetr’andro, ny fananan-tany ary ny miralenta. Nisy ny fizarana traikefa sy ny fampiharana avy hatrany. Mifandray amin’ny fiovan’ny toetr’andro daholo, ankehitriny, ny lafin-javatra rehetra. Izay […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Hihena ho 30 000 t ny famokarana Nikela ao Ambatovy, amin’ity taona ity, raha toa ka 40 000 t izany ny taona lasa teo, hoy ny Sumitomo. Marihina fa tsy mitsaha-mitotongana ny vidin’ny Nikela sy Kobalta eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Manana efatr’andro ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria, ny varotra sy ny […]
Fizahantany: masoivohon’i Madagasikara ny mpiseradia
Mitaky fifehezana zavatra maro samihafa ny asana mpiseradia noho izy miantoka ny sehatry ny fizahantany iray manontolo. Masoivohon’ny firenena malagasy izy ireny satria mampahafantatra ny hakanton’ny Nosy amin’ireo mpivahiny tonga eto an-toerana sy hizara izany ho an’ny hafa. Ankoatra izay, mifameno tanteraka amin’ ny firoboroboan’ny teknolojia ny asana mpitaridia. «Tsy […]
Famatsiana herinaratra: Vonona hanohana ny tetikasa Sahofika sy Volobe ny UE
Hanolo-tanana ny fanjakana malagasy ny Vondrona Eoropeanina (UE) amin’ny fanatanterahana ny tetikasa Sahofika sy Volobe. Vonona hamatsy vola ny tetikasa izy ireo. Naneho ny fahavononany hanohana ny tetiksa Sahofika sy Volobe ny Vondrona Eoropeanina (UE) tamin’ny alalan’ny masoivohony eto Madagasikara, Isabelle Delattre Burger, omaly. « Manantena aho fa tsy ho ela […]
TARATRY ny KANTO
“Sehatry ny mpanoratra”, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Ao amin’ny Efitrano Dox, rahampitso manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ilay “Tafatafa mivantana”, iarahana amin’i Andry Elrà, mpanoratra nosafidin’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera ampahafantarina amin’ity volana ity. Hanotrona azy amin’izany i Hobiana. Hifarana rahampitso ny fampirantiana, fankalazana ny faha-50 taona nanaovan’i Edouard […]




