Taratra

Fanafody hitsaboana ny VIH/Sida : misedra olana indraindray ny ARV ho an’ny zazakely

Olona sahirana avokoa ny 80%-n’ireo marary raisin’ny fi­kambanana ONG Mad’Aids an-tanana hatramin’izao. Ani­san’ny mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo ny tsy fisian’ny fitsirihana maimaimpoana eny amin’ny hopitaly, izay tokony hatao isaky ny telo na enim-bolana ao­rian’ny fihinana fanafody, raha toa ka maimaimpoana izany taloha. Tsy mitsaha-mitombo ny tahan’ny olona voan’ny aretina VIH/Sida […]

FANTINA sy FINTINA

Hamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’i Etazonia sy i Madagasikara. Nivoitra izany tamin’ny nandraisan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rafa­ravavitafika Rasata, tetsy Anosy, ny masoivoho Ame­rikanina, i Claire Pierangelo. Anisan’izany ny fiarovana ny zo maha olona. Naneho fiaraha-miory amin’ny fahalasanan’ny mpanao gazety, i Lalaina Nalinjara, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. […]

Raharaham-pitsarana : enjehina amina dosie miisa 36 Rajaonah Mbola

Ao anatin’ny fandinihana amin’ny antsipiriany ireo raharaham-pitsarana momba ilay mpandraharaha, Rajaonah Mbola ny eo anivon’ny Ten­drom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) etsy 67ha, amin’izao fotoana izao. Natao izany noho ny fanambaran’ny mpisolovava fa tokony hatsahatra ny fanenjehana ity mpandraharaha, niara-dia tamin’ny fitondrana HVM, ity. Nambaran’ny mpam­­panoa lalàna ambony eo […]