Hotontosaina any Antsirabe, ny 3 febroary ho avy izao, ny lalao fifanintsanana basikety ho an’ ny ligim-paritra Sava, taranja basikety 3×3, sokajy vehivavy U23. Tsiahivina fa izay tompondaka amin’ity fifaninanana ity no solontenan’io faritra io amin’ny fifaninanan “De la Rue vers l’Or”, hatao eto Antananarivo, ny 16-18 febroary ho avy […]
Taratra
Kick-Boxing : mpitsara 12 nahazo mari-pankasitrahana
Mampitombo ny traikefany hatrany ireo Malagasy mpitsara sy mpanazatra eo amin’ ny taranja Kick Boxing. Ny herinandro lasa teo, nisitraka fampiofanana iraisam-pirenena, notarihin’ilay renioney mpampiofana, i Marc Hoarau, ireo mpitsara sy mpanazatra ary mpianatra asa 20 mianadahy. Nanomboka ny alarobia 24 janoary ity fampiofanana ity ary nifarana ny zoma 26 […]
Telma Coupe de Madagascar: Voatazon’ny Elgeco Plus ny amboara sy ny lelavola 15 tapitrisa Ar
Nifarana omaly ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Telma Coupe 2023”. Lavon’ny Elgeco Plus tamin’ny isa 2 no ho 1 ny CFFA Andoharanofotsy. Tsy niova tanana ny amboaran’i Madagasikara “Telma Coupe 2023”, taranja baolina kitra. Lasan’ny Elgeco Plus Analamanga izany, niaraka tamin’ny lelavola 15 tapitrisa Ar. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 […]
TARATRY ny KANTO
Ho fanampiana ny olona voan’ny homamiadana. Tontosa omaly ny fampisehoana nataon’ny mpanakanto maro tetsy amin’ny Ekar Antanimena, ny sabotsy teo. Nahitana an’i José sy Fiderana (Tarika Hasina), Vetsonkira, Malala (Tarika ‘Zay) ary Tanora feon’ny fiderana Nanganehana. Nindramina tamin’izany ny fihirana ny hiran’ny tarika “Les Surfs”. Nahatanteraka ny fifampiarahabana tratry ny […]
“Misy Mihaino”: seho mampiaina ny tantara an’onjampeo
Notanterahina tetsy amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely, afakomaly, ny fampisehoana tantara fihaino sy ny tontolony, nampitondraina ny lohateny hoe : “Misy Mihaino?”. Hetsika nokarakarain’ny Faribolana Sandratra. Nahitana ireo mpandray anjara sy mpilalao fototra hafa ao anatin’ny tantara izany. Hita teny an-toerana ry Rabearimanana Christophe, Nofy, Zo Maminirina, Niravo, Randrianatoandro Sylivia, Hanjariliva… […]




