Tombanana ho 640 miliara Ar na 160 tapitrisa dolara ny vola very isan-taona eto Madagasikara noho ny hosoka ara-ketra, manome 5% ny harinkarena faobe (PIB), raha ny nambaran’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr Ramiarison Hery. Nambarany fa tsy voatery hampiakatra ny tahan’ny hetra aloa ny fanjakana raha mandeha […]
Taratra
Fanovana niomerika : Miara-miasa ny Orange sy ny Mesupres
Finiavana iraisana ny hanafainganana ny fanovana niomerika ho fitaovana iray hanavaozana ny fampianarana sy ny fikarohana eto Madagasikara. Vita sonia, ny alatsinainy teo, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (Mesupres), Ndaohialy Manda Vy sy ny tale jeneralin’ny Orange Madagascar, Aminata Ndiaye. Fifanaraham-piaraha-miasa mifantoka amina […]
Fanaingana ny toekarena : Ifantohana ny fampidiram-bola anatiny
Nitondra fanazavana nanoloana ny solombavambahoaka, teny Tsimbazaza, ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, ny Dr Ramiarison Herinjatovo Aimé, ny alatsinainy teo. Nifantohana ny Tetibola nasiam-panitsiana « LFR 2026 ». Nihena ho 3,8% ny fitomboan’ny Harinkarena faobe raha toa ka 4,8% no novinavinaina tamin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana “LFI 2026”. Nahatonga izany […]
FANTINA sy FINTINA
Hihaona amin’ireo Malagasy any Frantsa sy Eoropa ny filoha teo aloha, Ravalomanana, ny sabotsy izao. Efa any Paris, hatry ny omaly, ny tenany. Voalaza fa anisan’ny anton-diany any ny fifampiresahana sy fihainoany ireo teratany malagasy « Diaspora » any an-toerana. « Hampahafantarina azy ireo ny zava-misy any an-tanindrazana », hoy izy. Mandroso ny fanaovana ny […]
Andriantsizehena Benja Urbain: “Tokony hofoanana ny kandidà tsy miankina”
“Tena hamafisina: tokony hofoanana ny kandidà tsy miankina amin’ny fifidianana. Manomboka any amin’ny fokontany sy ny kaominina ary ny fifidianana solombavambahoaka izay”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny RPSD, Andriantsizehena Benja Urbain, ny amin’ny hiatrehana fifidianana manaraka eo. Tsy voafehy ny olom-boafidy avy amin’ny tsy miankina. Eo koa ny fiovaovan’ny […]





