Nanamafy ny nambaran’ny papa Fransoa ny eo anivon’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), omaly. Lohatenin’ny hafatra : “Mankahala ny fahotana ny Andriamanintsika fa tia ny mpanota ary maniry ny hibebahany”. Notsiahivin’ireo eveka teo am-piandohana ny voalazan’ny soratra Masina : “Izaho koa tsy manameloka anao. Mandehana ka aza manota intsony” (Joany 8,11). Nampitain’izy […]
Taratra
Depiote Jocelyne Maxime: “Ny fitiavana no mibaiko ahy”
Nambaran’ny depioten’ Antsiranana, i Jocelyne Maxime, tamin’ny mpanao gazety ny asa vitany nandritra ny taona 2023. “Ny fitiavana ny vahoaka no mibaiko ny tenako. Tsy natao ho rehareha fa mitaky asa sy ezaka izany”, hoy izy. Notsiahiviny anefa fa mpanao lalàna ary mihaino ny vahoaka ny tenany ka mitondra izany […]
Matsilo: “Sarotra ny hiatrehan’ny fitondrana ny fahasahiranam-bahoaka”
“Ny fahitako azy, sarotra dia sarotra ny hahazoan’ny fitondram-panjakana hiatrika ny fahasahiranam-bahoaka: ny jiro tapaka, ny rano tsy misy… Ain-dehibe iankinan’ny fiainana avokoa izany”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Matsilo, Randrianaivoarivony Jeannot. Tsy afa-misaraka amin’ny fanatsarana ny fihariana sy ny toekaren’ny firenena ny fiainana sosialy. Ny dikan’izany: tsy maintsy […]
Namearison Robert : “Tokony hisokatra amin’ny fakan-kevitra ny fitondrana”
Hanao ahoana ity taona ity? Indrindra ny amin’izay hisian’ny fitoniana politika… Manana ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe, Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert: “Tokony hisokatra amin’ny fakan-kevitra sy fivoriana lehibe hahitana ny ankolafin-kery rehetra ny fitondrana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Inona no tokony hatao hisian’ny fitoniana politika? I Namearison Robert […]
TARATRY ny KANTO
« Stand Up Comedy ». Tontosa omaly, teny amin’ny Tranomboky monisipaly Analakely, ny fampisehoana nokarakarain’ny fikambanana mpanao hatsikana maro, niarahana tamin’ny DACVC. “Open mic, without mic” no lohatenin’ny hetsika. Ny karazana hatsikana Stand-Up no tena nasongadina tao anatin’ izany. Manomboka miverina tsikelikely eo amin’ny sehatry ny mozika i Teddy Prezeau, […]




