Efa mandeha indray izao ny hoe tsy misy kaominina hadino amin’ny fampandrosoana fa tsy ny distrika ihany. Hanao ahoana? Antenaina fa hisy fiovana ny fampandrosoana ifotony eny anivon’ny kaominina amin’izany. Eo aloha ny fahalanian’ny tolo-dalàna fanalavana fe-potoam-piasan’ny ben’ny Tanàna ho dimy taona, raha efa-taona izany teo aloha. Hahazoany mamita ny […]
Taratra
Taratry ny kanto
Hanakatonana ny taona, hanatanteraka antsa malalaka ireo mpanoratra sady mpiantsa tononkalo. Hetsika ho an’ny literatiora, hotanterahina ny alahady 31 desambra, manomboka amin’ny 9 ora maraina, eny amin’ny « park botanique » Tsimbazaza. Asaina avokoa ireo tia miantsa, manoratra, mihaino ary miaina ao anaty tononkalo, raha ny nambaran’ny mpikarakara. Mbola sarotra ho an’ny […]
Andriarimanjaka Dina Nomena: « Nampivelatra ny fanatontosana ny ranty… »
Hifarana ny 31 desambra 2023 ny fampirantiana « A la recherche de Betia », tontosain’ Andriarimanjaka Dina Nomena, eny amin’ny Fondation H Ambatomena. « Nitondra vokatsoa maro teo amin’ny maha mpahay kanto ahy ny nandraisana anjara tamin’ny fifaninanana « Prix Paritana », indrindra ny nanatontosana ity fampirantiana ity », hoy Andriarimanjaka Dina Nomena, anisan’ny mpandresin’ny […]
« Bibliothèques Mobiles »: tanjona ny hanentanana ny ankizy ho tia vaky boky
Ny mpamaky boky tao amin’ny « Bibliothèque communautaire Ambohimandroso » indray no nandray ny « Bibliothèques Mobiles », omaly. Tetikasa iarahan’ny Ressources éducatives Madagascar sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny fikambanana « Kianjan’ny Ankizy ». Tanjona ny hanentanana ny ankizy ho tia vaky boky ka hamerenana ny hasin’ny boky eo amin’ny fanabeazana sy ny fampianarana. […]
Fiverenana eny ifotony: mila ampitomboina ny fahalalan’ny Malagasy
Firenena anisan’ny manana fahalalana voajanahary maro i Madagasikara sy ny Malagasy monina ao aminy. Misy amin’izy ireny no niova endrika… Niova zavatra hafa mihitsy aza taty aoriana ! Firenena niaina tao anatin’ny lamina voajanahary ny Malagasy. Ny voajanahary na ny zavaboahary no namolavola ny maha izy azy manontolo. Iray amin’ireny ny […]




