Tapitra amin’ity taona ity ny dingana voalohany tamin’ny paikady nasionalin’ny fiahiana sosialy notanterahin’ny minisiteran’ny Mponina izay naharitra 5 taona. Nanao tombana ny paikady niaraka tamin’ireo minisitera mpiantsehatra sy ny mpiara-miombon’antoka ny ekipa tamin’ity herinandro ity, tetsy Antaninarenina. Nitarika izany ny tale jeneralin’ny fiahiana ara-tsosialy, Rivomanana Ghisbert. Hisy atrikasa hampahafantarana ny […]
Taratra
Fitantanana loza : nohazavaina ny lalàna amin’ny fampiasana drones
Nanazava ny lalàna sy ny rijan-teny rehetra tokony ho fantatra mahakasika ny fampiasana drones, ao anatin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ny BNGRC sy ny PAM, nandritra ny herinandro, tany Taolagnaro. Tao koa ny tomponandraikitra avy eo amin’ny fitaleavana jeneralin’ny fifamoivoizana ana habakabaka sivily eto Madagasikara. Izy ireo no […]
INDRAY MIJERY
Tontosa ny hetsika « lakozia mitety sekoly » andiany faharoa, nandraisan’ny mpianatra avy amin’ny sekoly « Pinocchio » sy ny EPP Faravohitra anjara, teny amin’ny zaridainan’Andohalo. Tanjona ny hitandroana ny fampandraisana anjara ireo ankizy hitazona ny kolontsaina malagasy amin’ny alalan’ny « Tsikonina ». Nikarakara ny hetsika ny coordination national du […]
Fikambanan’ny mpianatr’Ankatso: niarahaba ny filoham-pirenena, miantso fifanomezan-tanana
Maro ny zava-bita eny anivon’ny Anjerimanontolo. Nilaza ireo mpianatra fa tsy mahasahana ny mpianatra rehetra izany, koa miantso ny filohan’ny Repoblika izy ireo. Niarahaba ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, tafapetraka soa aman-tsara indray eo amin’ny fitondrana ireo fikambanan’ny mpianatr’Ankatso, omaly, nandritra ny fanambarana nataon’izy ireo. Miantso fifanomezan-tanana mba ho bebe kokoa […]
TARATRY ny KANTO
Mbola Talenta sy ny Rarri feo. « After Mandona be » no nataon’izy ireo anaran’ity fiarahana ity. Hiavaka amin’ny mahazatra hatramin’izay, ao amin’ny Karibotel Analakely, manomboka amin’ny 8 ora. Efa tsy zoviana amin’ny maro i Mbola talenta sy ny gitarany. Tovovavy maromaro manan-kozaraina kosa no mandrafitra ny Rarri feo, izay handahatra hira […]




