Maty voatifitry ny mpitandro filaminana ny zazalahy 10 taona, hoy ny havany. Ny rainy no notadiavina saingy vao nahita anay izy dia nitaratra jiro sy nitoraka famaky, hoy kosa ny polisy. Ankizilahy kilasy fahefatra (T4), maty voatifitry ny mpitandro filaminana tao amin’ny fokontany Tanandava, distrikan’i Mahabo, ny alin’ny alarobia 20 […]
Taratra
Kick Boxing “Grand Prix” : handray anjara ny ekipa nasionaly
Raikitra ny “Grand Gala”, taranja kick boxing, mitondra ny anarana “Grand Prix”. Fifaninanana eo ambany fiahian’ny Federasiona malagasin’ ny kick boxing sy ny Alpha Club, izay mankalaza ny faha-30 taona niorenany. Any Manakara no hanaovana ny ady ny sabotsy 23 desambra izao, manomboka amin’ny 1 ora sy sasany atoandro. Hiavaka […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny alahady 24 desambra ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao ampahefa-dalana hiadina ny ho tompondakan’ny seksiona Marovatana. Ho an’ny D2, hifampitana ny Zaami Ankasina sy ny FTFA Antsahamasina. Ho an’ny D1 Elite 2, FCA Analamanga sy ny XV Ovale Amberovatsy ary ny an’ny HTMA Anosivavaka […]
«Pro League 2024»: hanomboka ny 4 febroary ny fifaninanana
Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Association des clubs de foot-ball élite de Madagascar (CFEM), omaly alarobia, fa hanomboka ny 4 febroary ho avy izao, ny fifaninanam-pirenena, ho an’ny diviziona 1, «Pro League», taom-pilalaovana 2024. Nohamafisin’ity mpitantana ny fikambanana misahana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ity, fa taorian’ny fivorian’ny mpikambana ao […]
Tenisy ambony latabatra : nahazo medaly alimo i Fabio sy i Antoine
Nanakoako tany Italie indray, ny faran’ny herinandro teo, ny lazan’ny tenisy ambony latabatra malagasy. Nandrombaka ny medaly alimo teo amin’ny fihaonana ho an’ny olon-droa miaraka lehilahy mantsy i Fabio sy i Antoine. Tsy mitsahatra ny mitondra avo ny lazan’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny taranja tenisy ambony latabatra. Nandrombaka […]




