Efa miroborobo any ivelany ny “intelligence artificielle” ary manomboka mahasarika ny tanora malagasy. Ahitana ny andinindininy momba izany eny amin’ny « Telo andro siantifika » izay natokana ho an’ny mpianatra ao amin’ny AFT Andavamamba. “Ny siansa amin’ny andavanandrom-piainana”. Io no lohahevitra hitondrana ny “Telo andro siantifika” karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo sy ny […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Tao anatin’ny dimy taona, nanomboka nahitana fivelarana be ny fikarohana momba ny fanorona. Fantatra fa hivoaka tsy ho ela ny boky hoenti-mianatra ity lalaon-tsaina sady fitaizana no fanabeazana feno ity. « Fanorona fototra », nosoratan’i Zama Be na Andriatsarafara Jean Marie, izay tompondakan’i Madagasikara intelo. Fampisehoana « Cirque ». Hitohy anio, eny amin’ny Zaridainan’Anosy, […]
Fampirantian’i Joel Andrianomearisoa: misitraka voalohany Antananarivo
Tanterahina eny amin’ny Flow Gallery Ivandry, nanomboka ny 25 novambra 2023 hatramin’ny 29 febroary 2024, ny fampirantiana «Le crépuscule des promesses éternelles », an’i Joel Andrianomearisoa. Mpahay kanto manana ny lazany eo amin’izao tontolo izao ity manao seho ranty ity. Araka ny nambarany, eto Antananarivo no anehoana voalohany ity fampirantiana ity mialoha ny hanehoana azy any […]
Tontolon’ny hira: nodimandry i Jacques le Contrebassiste
Nindaosin’ny fahafatesana ny alatsinainy 27 novambra teo Rasoloniaina Jacques, fantatra tamin’ny solon’anarana « Jacques le Contrebassiste », teo amin’ny maha mpanakanto azy. Ny fitendrena io zavamaneno « contrebasse » io no nametraka azy teo amin’ny toeran’ny andrarezin’ny hira malagasy. « Hafa mihitsy rehefa ny hira no asian’i Jacques, contrebasse », hoy ny mpitia zavakanto sy ny […]
Nisongadina tamin’ny talentany : nodimandry i Cheffe Mariette, mpitahiry ny hainahandro fahiny
Raha vao hoe haify sy hainahandro malagasy, voatonona avy hatrany ny anaran’ny Cheffe Mariette Andrianjaka. Nahalala azy sy ny talentany avokoa, hatrany ivelany. Lasa namonjy an’i Ludger Andrianjaka ity vadiny ity… Vaovao ratsy hatrany… Nodimandry ny alin’ny alatsinainy teo i Cheffe Mariette Andrianjaka. Andrarezina teo amin’ny tontolon’ny haify sy ny […]




