Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy lasa teo, tetsy Andravoahangy, ny Academy Kids, ivontoerana manabe ireo kilonga amin’ny ping-pong. Notsiahivin-dRaobison Hervé, filoha mpanorina sady efa filohan’ny federasiona teo aloha, fa efa tamin’ ny volana janoary no niasa izy ity. Tanjona ny hanomanana dieny izao ireo ankizy hiatrika ny fiadiana ny […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 25 novambra teo, teny amin’ny kianjan’Itaosy ny taom-pikatrohana 2023-2024, ho an’ny ligin’Analamanga, taranja Volley-ball. Tonga maro namaly ny antso ireo klioba. Hetsika maro toy ny filatroana, fifaninana Tik Tok, Zumba ary ny « Volley Spectacle » no nitranga nandritra izany. Misongadina tanteraka ao amin’ny klioba Al […]
Lomano-Analamanga : hanokatra ny taom-pikatrohana 2023
Hetsika voalohany karakarain’ny ligin’Analamanga, taranja lomano, ny « Coupe de Noël », hatao ny 17 desambra ho avy izao. Fifaninanana hotanterahina ao amin’ny dobo filomanosan’ny ANS (Akademia nasionalin’ny spaoro) Ampefiloha. Ankoatra ny maha « Coupe de Noël » azy, amin’io koa ny fifaninanana hanokafana ny taom-pikatrohana 2023, ho an’ny ligin’Analamanga. Mba hahatomombana antsakany […]
Rugby – Amboaran’i Madagasikara: andrasan’ny maro ny fihaonan’ny USA sy ny FTM
Taorian’ny lalao ampahavalon-dalana izay natao ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, nisy ny antsapaka natao. Efa fantatra avokoa, araka izany, ireo lalao efatra. Hotanterahina ny alahady 3 desambra ho avy izao, eny Andohatapenaka, ny lalao ampahefa-dalana, fiadiana ny amboaran’i Madagasikara 2023, taranja rugby. Anisan’ireo lalao roa tena […]
Antoko Hiaraka isika : “Tsy mendrika krizy intsony ny firenena”
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny antoko Hiaraka isika, taorian’ny namoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana vonjimaika, farany teo. “Tsy misy mahazo tombony amin’ny savorovoro ary tsy mendrika krizy intsony ny firenentsika. Ny fampandrosoana no tokony hiarahana misalahy amin’ izao fotoan-tsarotra maneran-tany izao sy ny maha firenena mbola marefo antsika anatin’ ny fifampiankinana […]




