Misanda 4 797 Ar ny 1 euro, raha 4 470 Ar ny 1 dolara, omaly 20 novambra. Niakatra kely ny lanjan’ny euro satria 4 713 Ar ny sandany ny 30 okrobra teo. Nidina kely kosa ny dolara, satria nahatratra 4 503 Ar tamin’ny 20 oktobra lasa teo. Manodidina ny 3 […]
Taratra
Televiziona StarTimes: fandaharana vahiny nadika teny malagasy
Antomotra ny vanim-potoan’ny fetin’ny faran’ny taona. Manome tolotra vaovao ny mpanjifany ny StarTimes Madagasikara. Hisy ny tombony manokana, karazana horonantsary samihafa, nanomboka ny 20 novambra teo, hatramin’ny 24 janoary 2024. Hisitraka ny tolotra «Smart/ Super», mandritra ny 30 andro ny mpanjifa mamandrika 30 000 Ar. Hahazo fanampiny (bonus), mandritra ny […]
Profesora Jonah Ratsimbazafy : « Nampitomboiko avo roa heny ny ezaka noho ny kilemako »
Mpampianatra mpikaroka, ny Profesora Jonah Ratsimbazafy, manampahaizana ambony mahakasika ny varika. Nizara ny fahombiazany izy. Dinidinika. Gazety Taratra (*) : Azonao zaraina ve ny tena fahombiazanao ? Pr. Ratsimbazafy Jonah (-) : Nanoratra boky amin’ny teny frantsay aho, mitondra ny lohateny hoe : «C’est dans l’obscurité que les étoiles scintillent», adika hoe : «Mamiratra ao anatin’ny haizina […]
TARATRY ny KANTO
« Onjam-po amperin’asa ». Antsan-tonononkalo Faribolana Sandratra hataon’ireo mpanentana sy mpamokatra fandaharana ao amin’ny radio. Seho hotanterahina ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy, amin’ny tohatohabaton’Antaninarenina. Hifarimbona amin’izany i Mi Ramanitra, Nanja R, Griffine Bakoliniaina, Ony Mihajanirina, Meva, ary i Miah Rabeson. Mitohy hatrany ny dian’ny Tarika Jeneraly. Etsy amin’ny Piment café Behoririka indray no […]
“Samy mbola hafa” : ho tafaraka indray ry ‘Zay sy i Tovo J’Hay
“Mbola hafa ihany, hoy aho ilay hoe tianao…”, hoy ny hiran’ny tarika ‘Zay. “Mbola hafa ianao, tsy afaka an-doha”, hoy kosa ny setriny amin’ny hiran’i Tovo J’Hay. “Samy mbola hafa” no anarana nosafidiana hampisalorana ny fiarahan’ireto mpanakanto ireto an-tsehatra. Seho manokana izay hotontosaina ny 3 desambra ho avy izao, eny […]




