“Tsy mety loatra ny fanaovana fanakianana ny fanapahan’ny HCC. Tsy mety loatra ny ataon’ny mpanara-maso iraisam-pirenena amin’ny fanakianana mamaivay. Eo koa ny ataon’ny samy Malagasy, eo ireo milaza ho mpahay lalàna, mpisolovava, mpitsara, profesora… “, hoy ny filohan’ny HCC, Rakotoarisoa Florent, ny herinandro teo. Nambarany fa noho ny firenena mila […]
Taratra
Fitsarana – Toamasina : olona enina voaheloka asa an-terivozona dimy taona
Miraradraraka sahady ny fanamelohana amin’ny alalan’ny sazy henjana ao Toamasina. Nanomboka omaly ny fotoam-pitsarana ady heloka bevava andiany faharoa. Ho an’ny andro voalohany, enina ny antontan-taratasin’ady notsaraina, nahitana olona voampanga miisa 20 mianadahy. Ny antontan-taratasin’ady laharana faha-155-Toa/23-4180-RP/22, anenjehan’ny fitsarana an’i Lesabotsy Berthin sy Randrianasolo Berthin ary Marc Thaurien amin’ny loham-panenjehana ho […]
INDRAY MIJERY
Hanao fivoriana ny mpikamban’ny sendikàn’ ny mpampianatra mpikaroka (Seces) sy ireo mpikaroka rehetra eto Antananarivo, eny amin’ny onivesite Ankatso, anio. Lahadinika ny fanapahan’ny fanjakana ny karaman’ireo mpitarika ny hetsika sendikàly. Efa nanapa-kevitra fa hamarana ny taom-pianarana saingy tsy mbola namaritra tetiandro hanombohana izy ireo. 47 ny onjam-peo miara-miasa amin’ny Studio […]
Maloto ankalamanjana : olona 419 tapitrisa tsy manana gabone
Raha ny vinan’ny USAID Madagasikara dia olona miisa 675 000 no hisitraka toeram-pivoahana fototra amin’ny taona 2027. Nisongadina izany nandritra ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny toeram-pivoahana ny alahady teo. Amin’izao fotoana, mbola mahatratra 419 tapitrisa ny olona manao maloto ankalamanjana. Olona maherin’ny 3,5 lavitrisa manerana an’izao tontolo izao […]
Zon’ny zaza : tsy manana politika mazava i Madagasikara
34 taona ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon’ny zaza ankehitriny. Nankatoa sy nanao sonia izany i Madagasikara ny taona 1991. Mbola mampametra-panontaniana ny Vovonan’ny firaisamonim-pirenena misahana ny ankizy (PFSCE) ny finiavan’ny fanjakana hametraka ho laharam-pahamehana ny ankizy amin’ireo fandaharanasan’ny fanjakana. Tsy mbola manana politika fiarovana ny zaza rahateo isika hatramin’izao. […]




