Taratra

Barea de Madagascar: hatao avo roa heny ny tambinkaraman’ireo mpilalao

Homena fankasitrahana tsara lavitra noho izay efa nisy hatramin’izay, ireo mpilalaon’ny Barea de Madagascar, raha mandresy amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”. Fanambarana nataon’ny filohan’ny Federasiona malagasy, izany. Nihazo an’i Ghana, omaly alahady ny Barea de Madagascar hiatrika ny lalao voalohany eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, […]

Sombim-baovao

Hotanterahina manomboka rahampitso, any Diego ny fitiliana ireo Malagasy tanora mpilalao baolina kitra. Hetsika izay hiarahan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny tanora ity hatao ity. I Wissem Maaref, mpanampy ny mpanazatra ny Barea no hanao ny fitiliana eny an-toerana. Nodimandry teo amin’ny faha-28 taonany […]

Basikety-Game on 3×3 : tompondaka teo amin’ny “Tir” i Olivio

Nizotra araka ny tokony ho izy, tany Toamasina, nanoloana ny Lapan’ny tanàna, ny fifaninanana basikety “Game on 3×3”, nokarakarain’ny Fede­ra­siona malagasin’ny basikety. Ankoatra ny fifaninana, nisy ihany koa ny “Concours Tir” ka i Olivio, mpilalaon’ny Ascut no nandrombaka izany. Raha ny voka-dalao kosa, tompondaka teo amin’ny sokajy Senior, lehilahy, ny […]

Kitra eny anivon’ny fokontany: 18 taona ny FC Copain, efa namoaka mpilalao any ivelany

Anisan’ny klioba eny anivon’ny fokontany, manabe amin’ny alalan’ny baolina kitra, ireo ankizy tsy mba manana fahefana miditra amin’ireny sekolin’ny kitra ireny ny FC Copain. Gazety Taratra (*) : Ivontoeram-piofanana ve ny FC Copain sa klioba ? Rakotondramiara Hasina (-) : Tsy ivontoeram-piofanana fa klioba fitaizana ankizy eny anivon’ny fokontany Alarobia Amboniloha. Tsy sekolin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Misokatra ny taom-pikatrohana 2023-2024, hetsika ara-kolontsaina eo ambany fiahian’ny fitaleavam-paritry ny Kolontsaina sy ny serasera Boeny, izay nampahafantarina ny faran’ny herinandro teo. Hifan­dimby ao amin’ny Tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina, “Akôry haly”, ireo mpanoratra, poeta, mpanao slam, jijy, mpandihy, mpihira, mpikabary, sns. Handrasana ny sehon’i Tovo J’Hay. Hipoka nialohan’ny fanombohana […]