Niteraka resabe teo anivon’ny tontolon’ny baolina kitra ny fiparitahan’ny vaovao tao anaty tambajotran-tserasera, omaly, fa hiova endrika ny fifaninanana “Chan” ka afaka mandray anjara ireo mpilalao mpila ravinahitra. Navoakan’ny gazety Sport news Africa, ny talata 7 novambra lasa teo, fa hiova endrika manomboka izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, […]
Taratra
Mpanazava eto Madagasikara : Tovovavy 1 000 niatrika fiofanana
Zava-dehibe ny fanavaozana ny traikefa sy ny fahaiza-manao amin’ny fahaiza-mitarika fikambanana. Nanatanteraka izany ny mpanazava eto Madagasikara ka faritra 4 teto Analamanga no niofana ho lohambondrona ny faran’ny volana oktobra teo. Ankizivavy 1 000 mahery no niatrika ny fiofanana hampandrosoana ny fivondronana, tarika ary ny sokajy misy azy. Nisitraka fiofanana […]
BNGRC: nizara traikefa amin’ ny fampiasana Drone
Natao tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny fihaonana mahakasika ny drone eo amin’ny fitantanana ny loza, ny herinandro teo. Nitondra ny anjara birikiny amin’ny fizarana traikefa ny BNGRC izay efa mampiasa ny Drone rahateo eto amintsika. Nasongadin’ny BNGRC ny tetikasa “Drone Operational Center (DOC)” izay tetikasa vaovao eto Madagasikara. Fitaovana […]
Olana maneran-tany : herisetra mifototra amin’ny maha vavy ny aretina mamany lava
Vahaolana isorohana ny aretina mamany lava ny tsy firosoana amin’ny firaisana ara-nofo aloha loatra ka hitondrana vohoka. Ireo toerana lavitra toeram-pitsaboana matetika no ahitana ny tranga satria tara ny fandraisana an-tanana ireo vehivavy mpiteraka. Olana eo amin’ny fahasalamam-bahoaka maneran-tany ny aretina mamany lava miseho amin’ ny vehivavy saro-piterahana mila fandidiana […]
Fihaonana teny Tsimbazaza: hamoaka ny fehinkevitra ireo mpanelanelana, anio
Hivoaka, anio hariva, raha tsy misy ny fiovana ny fehinkevitry ny fihaonana mikaton-trano natao teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Nitarika ny fanelanelanana tamin’izany ny filohan’ny Antenimierampirenena (Pan), Razanamahasoa Christine, sy ny filohan’ny FFKM sady filohan’ny FJKM, ny mpitandrina Andriamahazosoa Irako Ammi, ary ny jeneraly misotro ronono, Ramakavelo Desiré. Anisan’ny noraisin’izy ireo tamin’izany ny vondron’ny kandidà 10 […]




