Andro voalohany ho an’ny ekipa malagasy, ao anatin’ny fifaninanana “World Jiu-Jitsu Championship”, tontosaina any Abu Dhabi, ny sabotsy lasa teo. Ny andriambavilanitra, i Nofy, no nisantatra izany, teo amin’ny sokajy Jeunes, vehivavy, tepana maitso. Niady mafy i Nofy saingy nihintsana tamin’ny ady voalohany natrehany, teo amin’ny dingana ampahefa-dalana. Niondrika nanoloana […]
Taratra
Sombim-baovao
Afaka 11 andro, hiakatra kianja indray ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Hanao ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila handraisana anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra, izy ireo amin’izany. Ny ekipa nasionaly, Black Star, Ghana no hifanandrina amin’izy ireo, ny 17 novambra ho avy izao, any Ghana. Aorian’io, […]
Atletisma – «Mondial en salle»: handefa solontena 1 ny federasiona
Hotanterahina any Glasgow Angleterre, ny 1 ka hatramin’ny 3 marsa 2024, ny andiany faha-19 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny atletisma anaty efitrano «Indoor championship». Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasiona malagasin’ny atletisma, ny faran’ny herinandro teo, handefa solontena amin’izany i Madagasikara. Iray amin’i Sidonie Fiadanantsoa sy i Claudine […]
Volley-ball-“Coupe de Mada U23” : nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB
Nikatona tanteraka, ny sabotsy lasa teo, tao Mahajanga, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 23 taona, taranja Volley-ball, taom-pikatrohana 2023. Nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB Analamanga. Norombahin’ny ekipan’ny Zandarimariam-pirenena avokoa ny amboara, na ny teo amin’ny sokajy lehilahy izany, na ny sokajy vehivavy, nandritra ity fiadiana ny amboaran’i […]
TARATRY ny KANTO
Manan-talenta ny Malagasy. Raha ny fandinihan’ny manam-pahaizana momba ny hira sy ny fivoaran’ny fiarahamonina, anisan’ny mitazona ny Malagasy tsy hianatra solfezy io fananany talenta lehibe io. Ny ankamaroan’ny mpihira, mpitendry zavamaneno, mpamoron-kira, sns, mbola mihevitra fa tsy mifanaraka amin’ny talenta ananany ny solfezy, satria, « zava-bahiny ». Hetsika famoaham-boky. Mpanoratra 6 mirahalahy […]




