Nanao fanambarana indray ny Seces sampana Antananarivo fa mitohy ny fitokonana satria tsy nisy ilay filankevitry ny governemanta nantenaina hamarana izany. Minisitra tokana sisa no mbola tsy nanao sonia ireo volavolana didim-panjakana dimy andrasan’ny Seces. “Aza atao takalonaina na anaovana fifaninanana sy kajikajy politika ny Seces”, hoy ny fanambarana. Nihena […]
Taratra
Agent en système solaire photovoltaïque: niofana ireo mpampiofana 15
Manohana ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny Unesco, amin’ny alalan’ny fandaharanasany, ao anatin’ ny fampiharana ny politikam-pirenena momba ny asa sy ny fanofanana arakasa. Misy atrikasa fanofanana ireo mpampiofana ho « agent en système solaire photovoltaïque », « installateur en système solaire photovoltaïque », « maintenance […]
CEG Tsarakofafa – Toamasina : mpianatra 28 nahazo vatsim-pianarana
Iray amin’ireo sekoly finamanana Sina-Madagasikara efatra naorina eto Madagasikara ny ao amin’ny CEG Tsarakofafa, Toamasina. Mpianatra miisa 28 avy amin’ity kolejy ity no nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny masoivoho sinoa, ny herinandro teo, ho fampaherezana azy ireo. Misy sokajy roa ny mari-pankasitrahana natolotr’ity masoivoho ity dia ny anaram-boninahitra “Iraka avy amin’ny […]
Fiatrehana ny vanim-potoanan’ny rivodoza : hamafisina ny asa rehetra fiomanana mialoha
Vinavinaina ho ny volana janoary hatramin’ny avrily no hitranga ny rivodoza mety hahakasika an’i Madagasikara. Mety hisy avokoa na avy ao amin’ny ranomasimbe Indiana na avy ao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny vanim-potoanan’ny fahavaratra mitondra rivodoza sy miteraka tondradrano matetika, nohavaozina sy nohatsaraina ny drafitrasa mifandraika amin’izany mandritra ny roa […]
TARATRY ny KANTO
“Legends live”. Eny amin’ny Espace Dera. Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy ny mozika rock indray ny anio alina. Hifampizara sehatra indray ny tarika Iraimbilanja sy ny tarika Tselatra, izay samy zokinjokiny amin’ity mozika ity. Ela niandrasana ny fotoana ireo mpankafy, indrindra fa natao amina efitrano mba hampifanakaiky ny rehetra izany. Hifandimby […]




