Anatinâny fanadinana fitsapana voalohany aminâny taom-pianarana ny mpianatra aminâizao fotoana izao. Ambany ny fari-pahaizanâny ankizy hoy ny tombanâny mpanabe. Hifarana anio ny roa volana voalohany aminâny taom-pianarana 2023-2024 fa hiditra aminâny fiatoana herinandro ny mpianatra sy ny mpanabe. Nisy ny fanadinana hitsapana ny fari-pahaizanâny mpianatra taminâity herinandro ity. Aminâny ankapobeny, […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Hankalazaina rahampitso sabotsy 27 oktobra izao ny Andro iraisam-pirenena ho anâny Judo. Tsy diso anjara aminâizany fankalazana izany i MadaÂgasikara ka hisy ny hetsika hanamarihana izany etsy aminâny kianja mitafonâAnkorondrano. Hisy ny fampivondronana ireo Malagasy Judokas aminâny sokajy rehetra aminâio fotoana io. « Karate Analamanga ». Hatao ny 4 novambra izao ny […]
Tompondaka Nasionaly an-tsekoly : hifantenana mpilalao hiatrika fifaninanana
Hanomboka ny sabotsy 28 oktobra hatramin’ny alakamisy 2 novambra izao, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly an-tsekoly, eo amin’ny taranja baolina kitra. Tafiditra anatin’ny fandaharanasan’ny KaonÂfederasiona Afrikanina ny baolina kitra “African Schools Championship” izy ity, iaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Sekoly avy amin’ny DREN miisa […]
Basikety N1A: hiditra aminâny ampahefa-dalana anio
Hiditra aminâny dingana ampahefa-dalana anio, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, taranja basikety. Fifaninanana tontosaina etsy aminâny Lapanâny fanatanjahantena Mahamasina. Eo aminâny sokajy vehivavy, lalao ampahefa-dalana voalohany, ny fifanandrinana eo aminâny MB2All Analamanga sy ny Serasera Vakinankaratra. Hitohy aminâny fifandonanâny TGBC Betsiboka sy ny Fandrasa Matsiatra Ambony izany. Hihaona aorianâizay […]
Filaharanâny FIFA: nijanona eo aminâny faha-108 iâMadagasikara
Tsy nihetsika ny laharanâny Barea de Madagascar tao aminâny FIFA. Ny volana novambra ho avy izao, hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila ny âMondial 2026â ny ekipa nasionaly malagasy. Taorianâny lalao ara-pirahalahiana nataonâny FIFA, ny 9-17 oktobra lasa teo. Tsy niova teo aminâny faha-108 ny laharanâny ekipam-pirenena malagasy BaÂrea de […]




