Taratra

VAOVAO TAMBATRA

Tafakatra 17 778 ny vahiny nitsidika an’i Madagasikara ny volana septambra 2023 teo. Nitombo io tarehimarika io raha oharina ny tamin’ ny taona 2022, izay nahatratra 16 226. Mitotaly 157 000 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara nanomboka ny janoary hatramin’ny septambra teo. Tanjona ny hisian’ny mpizahatany 300 000 amin’ity 2023 […]

« SNISE en ligne »: Teknolojia niomerika amin’ny fitantanan- draharaha

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fitaovana « SNISE en ligne ». Fia­raha-miasan’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola, sy ny UNFPA, entina hanavaozana ny fitantanana ny raharaham-panjakana. Rafitra nasionaly hanombanana ara-informatika ny « SNISE en ligne » eo ambany fiahian’ny fitantanana jeneralin’ny Toekarena sy ny tetibola (DGEP), entina hanaraha-maso sady hanombanana ny fandaharanasan’ny governemanta. […]

TARATRY ny KANTO

«Mamy indray ny miaina». Fampisehoana tokana no hotanterahin’i Henri Ratsimbazafy any Frantsa. Seho ao amin’ny Théâtre de Longjumeau 20 Av. du Général de Gaulle, 91160, ny 29 oktobra izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro. Hiaraka hihira sy hanotrona azy amin’izany i Zo-Hely, Voahirana, Rija Ramanantoanina ary i Mamy. Fantatra fa […]

« Sokela, La parole du Sud » : namoaka ny edisiona faha-11 ny Pr Rasamoelina Henri

Navoaka tao Fianaran­tsoa, ary efa azon’ny rehetra, indrindra ireo mpianatra sy mpampianatra eo anivon’ny Oniversite, jifaina ny boky «Sokela, La parole du Sud», notontosain’ny Pr Rasamoe­lina Henri. Edisiona faha-11 amin’ity boky ity izao natonta izao. Boky 300 pejy, ahitana lahatsoratra manodidina ny 30 isa, nosoratana Malagasy mpandalina sy mpikaroka maro […]