Tsara ny vokatra ho an’ny ekipa solontena malagasy “Antananarivo”, nandritra ny fifaninanana “Fiba 3×3 World Tour”, natao tany Shanghai, ny faran’ny herinandro teo. Dingana lehibe no vitan’i Elly, i Arnol, i Ricky ary i Livio, nanoloana ireo ekipa goavana sy kalaza maneran-tany. Laharana fahatelo no misy an’i Madagasikara, taorian’ny lalao […]
Taratra
Baolina kitra: lany ho filohan’ny FMF Andriamanampisoa Alfred
Hitantana ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), mandritra ny taom-piasana manaraka, Andriamanampisoa Alfred. Ligim-paritra 14 nanome fitokisana azy hitondra izany mandritra ny efa-taona. Tontosa soa aman-tsara, tetsy amin’ny Novotel Ivandry, ny sabotsy 14 oktobra lasa teo, ny fivoriambe nifidianana izay ho mpitantana ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ho an’ny […]
Hevitra mievotra
Izay tsy miady, olom-bodo; ny to fo, mamosavy. Ny isavorovoroan-kilantoana. Ny heloka ibabohana, mody ho rariny; ny marina itompoana, mody ho heloka… Inona koa? Heverina ho fahendrena malagasy avokoa izany. Mbola mitoetra sy ekena ho marina ary iainana hatramin’izao? Kibo mitsara tena ny tsirairay. Na izany aza, misy hatrany […]
Kandidà Rajoelina Andry : Mamy hoditra amin’ny vahoaka
Hatrany Fianarantsoa, hatraty an-drenivohitra, porofoin’ny vahoaka fa mbola Andry Rajoelina, kandidà laharana fahatelo, no mendrika ho filoha. Nifanitsa-kitro ny mpanohana, resy lahatra aminy. Mbola voaporofo ny fitiavan’ny vahoaka ny kandidà Andry Rajoelina amin’ireo faritra nolalovany amin’izao fampielezan-kevitra izao. Anisan’ny nisongadina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny tao Fianarantsoa sy ny teto […]
Nosy Boraha : maherin’ny 25 000 ny mpizahatany tonga
Mahavelombolo ny mpiantsehatra eo amin’ny sehatry ny fizahantany ao Ste Marie ny vokatra azo tamin’ity taona ity. Ankehitriny, mihoatra ny isan’ny mpizahatany tamin’ny 2019 ireo mpitsidika tonga any an-toerana. Manomboka mahazo ny ovam-pivoarana (dynamisme) toy ny tamin’ny taona 2019 mialohan’ny krizin’ny Covid-19 ny sehatry ny fizahantany ao amin’ny Nosy Boraha […]




