Taratra

ACMIL-Andiany faha- 44 : 30 mianadahy hanatevin-daharana ny Tafika

30 mianadahy tamin’ireo mpianatra andiany mivantana faha-44 nivoaka avy eo anivon’ny Akademia Miaramila Antsirabe (Acmil), hanatevin-daharana ny Tafika Malagasy, araka ny fitsinjarana azy ireo, tetsy Ampahibe, omaly. 58 mianadahy izy ireo no nahavita fiofanana nandritra ny roa taona sy efa-bolana teo anivon’ny sekoly. Ho an’ireo 28 mianadahy kosa, hanatevin-daharana ny […]

Fiovaovan’ny toetr’andro: mirongatra ny aretin’ny taovam-pisefoana

Miteraka aretina maro samihafa ho an’ny olona, indrindra ny zaza sy ny efa nahazo taona ny fiovaovan’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao. Toy ny aretin’ny taovam-pisefoana. Maro ny aretina mahazo ny olona amin’izao fo­toana izao vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro. “150 isan’andro ireo tonga manatona mpitsabo, raha ho an’ny eo anivon’ny Centre […]

VAOVAO TAMBATRA

Miahiahy amin’ny asa fivelomany indray ny mpivarotra etsy Analakely sy ny manodidina, manoloana ny toe-draharaha politika amin’izao fotoana. Voa­helingelina ny fidiram-bolan’izy ireo. Tsy ampy hanodidina ny tsena ny vola miditra ho azy ireo noho izy voaelingelina amin’ny asa fivelomany. Mikatona manomboka rahampitso 15 okotobra ka hatramin’ny 15 desambra izao ny […]

Atsimondrano : azo ambolena vary indroa isan-taona ny lemak’i Fidasiana

Mitohy ny vinan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), manavao sy manarina ny fotodrafitrasa ara-pambolena. Nosantarin’ny minisitra Ramilison Harifidy, ny 12 oktobra teo, ny fanombohan’ny asa, hanarenana ny fanajariana ny lemak’i Fida­siana, ao amin’ny distrika Atsimondrano. Mitotaly 800 ha ny lemaka, ka azo atao ny mamboly vary indroa isan-taona. Izany hoe ahazoana voka-bary […]

Hafanana tafahoatra : mirongatra ny afo sy ny setroka

Nitondra fanazavana ny Dr. Salama Jean Claude, talen’ny Fitantanana ny loton’ny rivotra, ny fako, ary ny ambain­dain’ny tontolo iainana (DPDIDE) ao amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), mikasika ny hafanana tafahoatra sy ny setroka eto amin’ny faritra Analamanga. Nambarany fa maromaro ny antony mahatonga izany, vokatry ny […]