Hametraka tantara lehibe ho an’ny taranaka any aoriana ny Sehatra bagasy, amin’ity volana jona ity. Araka ny fandaharam-potoana nampitaina, rahampitso manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro no hanatanterahina, ao amin’ny efitrano malalaky ny Trano fiantohana Aro, Antsahavola, ny “Atrikefa bagasy”. Hiarahana amin’i Salomon (Kintana Telo) izany. Fotoana hamaliana ireo […]
Taratra
CHUJRB : 100 taona nitsaboana
Mitohy anio ny varavarana misokatra ho an’ny daholobe karakarain’ny hopitaly CHUJRB na Befelatanana ambony. Manamarika ny faha-100 taona nijoroany ity hopitaly ity ary manome tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana ho an’ny rehetra. 100 taona nitsaboana sy nanasitranana, 100 taona nijoroana sy nanangonana traikefa ny hopitaly. “Traikefa 100 taona, fitsaboana azo antoka” no […]
Teny anglisy : Hirosoana ny fanavaozana ny fandaharam-pianarana
Taranja tian’ny ankizy ny teny anglisy. Maro ireo misafidy izany taranja izany eny amin’ny Lycée. Hirosoana ny fanavaozana ny fandaharam-pianarana teny anglisy iarahana amin’ny amerikanina. Niresaka momba ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny fampianarana teny anglisy, omaly, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina sy ny mpanolotsaina momba ny serasera […]
SOMBIM-BAOVAO
Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalan’ny Pureplay Football League (PFL), ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Ajesaia. Raha tsy misy ny fiovana farany, ny ekipan’ny Elgeco Plus, tompondaka farany teo, no hihaona amin’ny CFFA ary ny Ajesaia hifanandrina amin’ny Disciples FC Vakinankaratra. Hotanterahina manomboka anio, etsy amin’ ny « Boulodrome Ankatso », ny […]
Basikety-“World Cup 3×3” : Hidona amin’i Frantsa ny Ankoay, lehilahy
Mitohy ny lalan’ny Ankoay, sokajy lehilahy, ao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, tanterahina any Pologne, raha toa ka nifarana tamin’ny andro fahatelo kosa ny lalan’ny sokajy vehivavy. Taorian’ny fandresena indroa nisesy azon’ny sokajy lehilahy, hiatrika ny “Play in” izy ireo, rahampitso zoma 5 jona, ka ny laharana […]





