Poopy 40 taona niakarana an-tsehatra. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny fankalazana ity vanim-potoana lehibe ity ny fanatontosana seho any ivelany. Fantatra fa ny 21 oktobra izao, manomboka amin’ny 9 ora alina, no hanatanteraka seho ao amin’ny Lune d’Or (20 Avenue des Courtes Epluches 91100-Villabé) ity mpanakanto manana ny lazany ity. “Beatbox […]
Taratra
Faran’ny herinandro – Kabary: nandia hetsika maro ny Fi.Mpi.Ma
Na teto an-toerana na tany ivelany, nanatontosa hetsika maro ny Fikambanan’ny mpikabary Malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma), ny faran’ny herinandro teo. Sabotsy 23 septambra, namoahana ny andia Rakotoson Daniel sy fanasalorana lamba ny sampana Fi.Mpi.Ma Ivon’i Gasikara any Soavinandriana. Fankalazana sy fandraisana ny fanilo faha-60 taona sy fankalazana ny faha-15 taonan’ ny […]
“Slam national 14”: hisy ny tafa amin’ i Marc Smith
Tontosa anio ny hetsika “Slam Family” sy ny tafatafan’ny mpandray anjaran’ny “Slam national” amin’i Marc Smith, hetsika izay tafiditra ao anatin’ny «Slam national 14». Ny mpandray anjara amin’ny fifaninanana nasionaly no tena hahazo tombony amin’ity hetsika anio ity. Tanjon’ny Madagaslam, izay mpikarakara ny hetsika, ny fanomezana fahafaham-po sy hampandraisana anjara […]
Literatiora am-bava : miverina amin’ny heriny ny teatra malagasy
Haikanto nanana ny toerany teo amin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy ny teatra malagasy fahiny. Somary tsy hita anefa izy io tao anatin’ny taona maromaro. Efa hita taratra kosa ny ezaky ny tomponandraikitra amin’ny famerenana izany haikanto izany, amin’ny maha izy azy. Tontosa omaly, teny amin’ ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy tokony ho nanao fanazavana ny HCC, raha ny fijerin’ny mpandinika raharaham-pirenena, Ravonison Tintin. Rehefa tapaka dia tapaka ny didy avoakany. Manjary manao tatitra izy. Nefa tsy manao tatitra na amin’iza na iza izany HCC izany. Izy no manapaka sy mampihatra ny lalàna eto amin’ny firenena. “Ny fifidianana ihany no […]




