Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana tao Bebao Tsiroanomandidy, RN1, omaly maraina. Taksiborosy roa sy kamiaobe no indray voatafika. Olona telo naratra mafy, lasa ny vola 3 tapitrisa Ar mahery. Dahalo enin-dahy nitondra basy no tompon’antoka tamina fanafihana taksiborosy roa sy kamiaobe iray tao Tsiroanomandidy. Taksiborosy avy amina kaoperativa roa manao fitaterana mihazo […]
Taratra
Kitra – Fifidianana eo anivon’ny FMF : hivoaka amin’ny talata izao ny kandidà ofisialy
Nambaran’ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana eo anivon’ny federasiona Malagasin’ny baolina kitra, ny alatsinainy lasa teo fa mbola eo am-pandinihina ny lisitr’ireo kandidà nandrotsaka ny taratasy filatsahan-kofidina ho komity mpitantana sy ny ho filohan’ny federasiona (FMF), izy ireo ankehitriny. Hivoaka ny talata 26 septambra ho avy izao, ny lisitr’ […]
SOMBIM-BAOVAO
Basikety, fantatra tamin’ity herinandro ity ireo mpanazatra malagasy afaka tamin’ilay fiofanana nomen’ny manam-pahaizana, i Naoufal Uariahi, ny volana jolay lasa teo. Fiofanana tohanan’ny « World Association Basketball Coaches» (WABC), notontosaina teto Madagasikara. Mpanazatra 11 mianadahy no afaka tamin’ity fiofanana “Niveau 1” ity. Razafindranaivo Koloina na Rakool, Malagasy mpilalao baolina kitra. Nalaza […]
FIBA YOUTH CAMP : tafiditra anatin’ny All Star 5 i A’Ranty
Nifarana omaly 22 septambra ny fiofanana “Fiba Regional Youth Camp”, taranja basikety, notontosaina tany Bamako Mali. Taorian’ny lalao natao, tafiditra ao anatin’ny All Star 5, ny mpilalao malagasy, Rasetriarivony A’Ranty. Izany hoe, mpilalao 5 mendrika indrindra izy, izay nahazo ny fandresena tao anatin’ny “Team Grey”, niaraka tamin’ireo mpilalao afrikanina 4, […]
Kitra –“D2 National” : hiady tanteraka ny lalao rahampitso
Araka ny vokatra teo amin’ny andro fahefatra izay natao omaly, mbola sarotra fantarina ireo ekipa tafita hiakatra amin’ny dingana manaraka. . Notontosaina tany Mahajanga sy Antsirabe, omaly 22 septambra ny andro fahefatra, fifaninanam-pirenena « D2 National », taranja baolina kitra. Hatramin’ izao, mbola ady sarotra ny hamaritana ireo ekipa roa isam-bondrona tafita […]




