Nifarana omaly alahady 17 septambra tany Benin, ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja tsipy kanetibe sokajy “senior” lehilahy. Tsy tao anaty lisitry ny firenena nandray anjara i Madagasikara. Voalaza fa noho ny fahataran’ny fisoratana anarana ny anton’izany. Efa tamin’ny volana avrily ny fandefasana ny anaran’ireo hiatrika izany. Noho ny […]
Taratra
Tenisy ambony latabatra : Tompondakan’i Afrika eo amin’ny isan-tarika, lehilahy, i Madagasikara
Nampakatra avo ny lazan’i Madagasikara taty Afrika indray ny taranja tenisy ambony latabatra. Voahosotra ho tompondaka mantsy ny ekipa olon-droa miaraka, lehilahy, nahitana an’i Antoine sy i Fabio. Fifaninanana, natokana ho an’ny sokajy “senior” lahy sy vavy. Nifarana omaly alahady tao amin’ny efitrano Omnisport de Rades, Tunisie, ny fiadiana ny […]
TARATRY ny KANTO
Nicolas Séguy eto Madagasikara. Frantsay mpitendry Piano, mandalo eto Madagasikara. Hisy ny atrikasa iarahany amin’ny mpiangaly Slam, eo koa ny valandresaka eny amin’ny sekoly maro samihafa. Ankoatra izay, hisy ny fampisehoana ho ataony eto Antananarivo sy any Sambava. “Exposition Lamba”. Madiva hifarana ny rantin-tsary maneho ireo lamba sy ny tantarany […]
Mpikabary Katolika: namoaka ny andiany Md Paoly ny Mpikalo
Tontosa ny sabotsy 16 septambra 2023, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny famoahana ny Mpikalo (Mpikabary katolika), andiany faha-18, andiany Masindahy Paoly. Niisa 561 ireto andiany avy eto amin’ny diosezin’Antananarivo ireto. Reny mpiahy azy ireo Rakotondrazafy Lalatiana, minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina. Mitohy hatrany ny fampianarana, ary tanjona ny […]
Festival Temps Fort Danse : Valandresaka no hamaranana ny hetsika
Tontosaina eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny 20 septambra 2023, ny valandresaka manodidina ny hetsika «Festival Temps Fort Danse». Hetsika izay efa nifarana ny sabotsy lasa teo. Fifampizarana eo amin’ny rehetra no tanjona ao anatin’ity valandresaka ity. Ho hita ao avokoa ireo nandray anjara tamin’ny hetsika ary […]




