Nambaran’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tetsy Anosy, omaly fa hatao ny fifidianana ary efa navoaka ny tetiandro momba izany, miaraka amin’ny lalàna. “Efa miditra amin’izany isika izao. Manamafy izany fa miroso isika ary mandray ny andraikiny ny Ceni sy ny goveremanta ahatongavana amin’ny fifidianana madio”, hoy izy. Notateriny koa ny dinika […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Ho maina tanteraka ny andro amin’ny faritra rehetra manomboka rahampitso, araka ny voalazan’ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Hiverina hiakatra miandalana ny maripana manomboka anio. Nahitana fahatsarana ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo satria manodidina ny fetran’ny OMS avokoa ny refy rehetra voaray. Ho fanohanana ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana […]
CPTPM : feno 43 taona ny vondron’ny manana mari-pahaizana ambony indrindra
Nanamarika ny faha-43 taona nijoroany teny Ivato, ny talata teo, ny fivondronamben’ny manana mari-pahaizana ambony indrindra eo anivon’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika eto Madagasikara (CPTPM). Haharitra 3 andro ny fanamarihana izay handinihana lohahevitra marolafy. Vaindohan-draharaha amin’izany ny fanarenana ny fampianarana ambony izay latsaka an-katerena ankehitriny. Hivoaka amin’ny fehin-kevitra […]
Mpianatry ny ENS : fifanarahana arak’asa 814 hozaraina
Navoakan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny momba ny fifanarahana arak’asan’ireo mpianatra nivoaka avy ao amin’ny Ecole normale supérieure (ENS) nangataka hiditra amin’ny asa fampianarana eo amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Voalazany fa 814 ny fifanarahana arak’asa sy ny didim-pitondrana vita, 39 mbola eo anivon’ny «contrôle financier», 19 nahitana tsy fahatomombanana, 54 fitarainana, 24 […]
Fivorian’ny OMS Afrika : nisongadina ny tsy fahampian’ny “paramédicaux”
Maneran-tany mihitsy ny tsy fahampiana “paramédicaux” miasa eny amin’ny tobim-pahasalamana. Izy ireny indrindra anefa no tena akaiky ny marary sy mikarakara azy ireo. Nanomboka ny alatsinainy lasa teo, ary haharitra hadimiana ny fivoriana faha-73 tontosain’ny vaomieram-paritry ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamana (OMS) aty Afrika, tanterahina ao Botswana. Hozaraina […]




