Taratra

Lohalaharana hatrany: Medaly volamena 66, volafotsy 33 ary alimo 37 ho an’i Madagasikara

Lohalaharana hatrany i Madagasikara amin’ny filaharana ankapobeny. Medaly volamena 66, volafotsy 33 ary alimo 37 no azon’ireo Malagasy mandray anjara. Teo amin’ny taranja fibatana fonjamby, nifarana omaly ny fifaninanana ao anatin’ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11. Lohalarana i Madagasikara izay nahazo medaly 56 be izao. Medaly volamena 34, volafotsy 12 ary […]

TARATRY ny KANTO

Volana iray, Mpanoratra iray. Tanterahina anio, ao amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny fampiratina fampahafantarana ny mpanoratra Nirhy-Lanto. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 100 taona nahaterahan’ity mpanoratra ity sy ny hetsika fampiroborobona ny asa soratra sy ny mpanoratra malagasy izao ranty izao. Fondation H. Tolotra maro no atolotry ny […]

« Village culturel des Jeux des îles » : mahazo tombony manokana ireo mpahay kanto

Mitohy hatrany ny hetsika sy ranty maro samihafa eny amin’ny Village Voara Ando­hatapenaka, ao anatin’ny « Village culturel des Jeux des îles ». Raha tsiahivina, toerana natokana hialana voly ho an’ny mpandray anjara mandritra ny lalaon’ny Nosy ity toerana ity. Ankoatry ny fampirantiana ny asa tanana sy fampisehoana haitao sy sakafo. Lasa […]

Dihy ankehitriny : raikitra ny « Temps Fort Danse »

Hetsika anisan’ny lehibe indrindra eo amin’ny tontolon’ny dihy ankehitriny sy ny Hip-hop anio, ao amin’ny Institut français de Madagascar Analakely (IFM), hanomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Hiaka-tsehatra ny Compagnie Lovatiana x Naty Kaly. Haneho ny ezaka sy voka-pikarohana notontosaina izy ireo. Hanomboka amin’ny 6 ora hariva, kosa ny « Madagascar danse […]