Taratra

Sehatra Bagasy 2025: hisy ny « Asaramanitra bagasy »

Sehatra Bagasy, vondrona ikambanan’ireo mpiangaly, mpitia, mpikajy, mpamelona, sns, ny bagasy. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana volana janoary sy febroary ny hanatanterahina ny « Asaramanitra bagasy ». Araka ny vaovao nampitain’i Lydie Ratefiarison, filohan’ny Sehatra Bagasy, ny sabo­tsy 1 febroary, manomboka amin’ny 2 ora sy 30mn ka hatramin’ny 5 ora sy 30mn hariva, ao […]

Antoko mpihira Afatra: notsiahivina indray ny Epifania

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga, ny « Antsa Epifania ». Fety kristianina natao ho faha­tsiarovana ny famangian’ireo Magy an’i Jesoa Kristy tamin’ ny fahaterahany. Samihafa ny fiavian’ireto Magy ireto, araka ny raki-tsoratra hita tao amin’ ny « Excerpta latina barbari ». Nanatanteraka tahaka izany koa ny antoko mpihira Afatra […]

Tontolon’ny zavakanto: nodimandry i René Korodôgno, mivoy ny gadona Antosy

Ny zanak’i Sofia sy iny tapany avaratra iny mahay tsara ny talentany. Iray amin’ireo mbola nitana ilay filalaovana ny korodôgno mampiavaka ny gadona antosy i René, izay nodimandry ny alin’ny alatsinainy teo. Manan-talenta iray in­dray no nandao ny ton­tolon’ny velona. Nodi­mandry ny alin’ny alatsinainy, teo amin’ny faha-56 taonany, i René […]

Fantina sy fintina

 Manana vahoaka ny Irmar matoa voafidy, araka ny nambaran’ny depiote Raholdina Naivo tetsy amin’ny Arena Ivandry, afakomaly. “Antsika kosa ny tanàna amin’izao. Tsy mahagaga raha lany ny ben’ny Tanàna, Ramanantsoa Harilala, satria anisan’ny nampandany azy hatrany amin’ny 60 na70% izahay”, hoy izy.  Nankahery ireo rehetra, tra-pahasahiranana noho ny fandalovan’ny rivodoza […]

Iri-mahaory

Nijohy tokoa moa izany raorana tao anatin’ny andro vitsy, teto an-drenivohitra. Velombolo aoka izany ny olon-drehetra. Mba nionona tamin’ny kitatitaty rano amin’ny bidon sy ny sinibe. Niala tamin’ny filaraham-be tsy nahitam-bokany. Migalabona aloha raha rano hosotroina, ny handrahoana sy ny handroana. Raha milaza fa sahirana ara-drano dia efa mandainga sy […]