Niharan’ny herisetra ny vadintany nandritra ny fanatanterahana didim-pitsarana, teny Isotry, ny sabotsy teo. Mpisolovava iray no voalaza ho nampiasa hery taminy. Teny fanambaniana miharo herisetra no nataon’ny mpisolovava iray tamin’ny vadintany nanao ny asany. «Misy mpisolovava sasantsasany miseho ho ambonin’ny lalàna. Asanay ny manatanteraka didim-pitsarana. Tsy fahefan’ny mpisolovava mihitsy ny […]
Taratra
Sombim-baovao
Baolina kitra. Tsy afaka ny hiatrika ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023, izay hatao eto amintsika manomboka ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao Rakotoarisoa Baggio, Malagasy mpilalao baolina kitra, noho ny ratra mahazo azy. Tsy anisan’ireo mpilalao hifanandrina amin’i Angola ihany koa ny tenany. Mondial vehivavy. Notanterahina, omaly, […]
Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : mandady ny trambo ho an’ny Malagasy
J-15 amin’ny fanombohan’ ny lalaon’ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina anio. Fihaonana hotanterahina eto Madagasikara. Efa ao anatin’ny fanomanana farany avokoa ireo firenena rehetra handray anjara amin’izany. Mila mailo ny Malagasy, satria ho mafy ny hiady ny medaly volamena sy ny filaharana voalohany amin’ity. Mila miezaka mafy ireo federasiona isanisany […]
Badminton : tsy manara-penitra ny «tapis» hikotranana
Manana olana ny ekipam-pirenena malagasy, taranja badminton, amin’izao fotoana, hanomanan-tena amin’ny lalaon’ny Nosy. Tsy manara-penitra mantsy ny “tapis”, hanaovana fanazarantena eny Vontovorona, ka misy ireo maratra. Nambaran’ny Sinoa manam-pahaizana, mitarika azy ireo, fa manify loatra ilay “tapis” ka izany no mitarika ny fahavoazan’ny atleta. Mangataka amin’ny tomponandraikitra ny tenany mba […]
Handball – IHF Trophy Continental : Ratsy fanombohana ny Akio, vehivavy
Lavo teo am-panombohana ny Akio, vehivavy, nandritra ny fifaninanana afrikanina “IHF Trophy Continental”, izay atao any Côte d’Ivoire, ny 8 – 12 aogositra ho avy izao. Notanterahina omaly tany Abidjan Côte d’Ivoire ny andro voalohan’ny fifaninanana “IHF Trophy Continental”, taranja handball, sokajy vehivavy “cadette” sy “junior”. Resy avokoa ny Akio […]




