Ambohipihaonan’ny mpisehatra eo amin’ny kilalaon-tsaina ny eny amin’ny AFT Andavamamba, nanomboka omaly. Karazana kilalaon-tsaina maro samihafa no hita eny an-toerana, anisan’izany ny antsika malagasy sy ny vao nivoaka. Nisokatra omaly ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 19 aogositra 2023, ny hetsika « Salon des jeux de société », atao eny amin’ny Alliance […]
Taratra
Fahasalamana: 15 000 ireo olona voan’ny katarakta eto Madagasikara
Maro ireo tonga nizaha sy nitily ny masony teny anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, omaly. Manjavona avokoa ny ankamaroan’ny mason’ izy ireo ka antony nandrisika azy ireo hanatona hizaha. Mba hisorohana ny hisian’ny katarakta eo amin’ ny olona iray. Hanomboka ny 16 hatramin’ny 23 Septambra ho avy izao ny hetsika fandidiana […]
FANTINA sy FINTINA
“Matoa manohana ny fampandrosoana entin’ny filoha Rajoelina ny fianakaviambe iraisam-pirenena, mahafantatra izy ireo fa mandeha araka ny tokony ho izy izany”, hoy ny loholona sady filohan’ny vovonana Ifi, Ramanambitana Richard, teny Antananarivo Atsimondrano, ny faran’ny herinandro teo. Mba tsy ho voarebirebin’ny mpanenjika sy tsy tia ny fitondrana ny vahoaka, fa […]
Fifidianana filoham-pirenena : maka bahana ho kandidà Razafinjoelina Tahina
Miomana tanteraka. Nasongadin-dRazafinjoelina Tahina tamin’ny fandaharana manokana tamin’ny fahitalavitra maromaro, omaly, ny momba ny fifidianana. “Manam-pikasana ho kandidà filoha aho. Tsy maintsy ny antoko Tia tanindrazana no manapaka… Tsy mety ny mitazam-potsiny ny fahorian’ny Malagasy sy ny firenena ary tonga ny fotoana handraisana andraikitra”, hoy izy. Na izany aza, niaiky […]
Miandry fa Gasy !
Tapitra izay ny telo herinandro nomena ny minisitry ny Angovo, mahakasika ny delestazy. Andrasana ny fivoaran’ny fahatapahan-jiro sy ny fahasahiana handray fepetra hanasazy izay tomponandraikitra tsy nahavita ny asany. Iaraha-mahalala rahateo fa raha misy ny fitavozavozana amin’izany, ny filohan’ny Repoblika ihany no hizaka ny vokany voalohany. Tsy te hahalala afa-tsy […]




