Taratra

Handball – IHF Trophy continental : Akio 27 vavy hanafika any Côte d’Ivoire

Hotanterahina manomboka ny 8 -12 aogositra ho avy izao, any Abidjan Côte d’Ivoire ny fifaninanana iraisam-pirenena IHF Trophy Continental, taranja HandBall. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny Akio de Madagascar. Niainga halina, nihazo an’i Abidjan, renivohitr’i Côte d’Ivoire ny Akio de Madagascar, sokajy “cadette” sy “junior” vehivavy, taranja handball. Hiatrika ny […]

Vaovao tambatra

Tapitra androany ny fe-potoana telo herinandro hanafoanana ny delestazy, araka ny toky nomen’ny filoham-pirenena, ny fiandohan’ny jolay lasa teo. Etsy ankilany, nilaza ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, fa ho tratra io fe-potoana io, saingy tsy ho foana tanteraka ny fahatapahan’ny herinaratra. Ho tapaka kosa ny famatsiana eny amin’ny […]

Ravinala Airports Ivato: tohanana ny tetikasan’ny fikambanana manodidina

Nampahafantarina, omaly, ireo mendrika tamin’ny antso tolotra tetikasa ho an’ny fi­kambanana ao anatin’ny kaominina efatra (Ivato, Talata­maty, Anosiala, Ambatolampy Tsimahafotsy) manodidina ny orinasa Ravinala Airports eny Ivato. Mifantoka amin’ny lohahevitra telo ny tetikasa, ny fampandrosoana, ny tontolo iainana ary ny fanabeazana. Miisa 60 ireo nandroso tetikasa, ka 10 ny tafakatra […]

Seranan-tsambon’i Katsepy: Tosika amin’ny fampandrosoana

Hampiakatra ny toekarena ao amin’ny distrikan’i Mitsinjo, faritra Boeny ny seranan-tsambo vaovao ao Katsepy. Hanamora ny fifanarahana ara-barotra sy ny fitateran’entana ity fotodrafitrasa ity ary hamorona asa ho an’ny tanora. Notokanana tamin’ny fom­ba ofisialy omaly, ny seranan-tsambo vao­vao ao Katsepy, distrikan’i Mitsinjo, faritra Boeny. Nita­rika ny lanona ny minisitry ny Fitaterana sy […]