Taratra

Lisi-pifidianana : miisa 150 000 ireo anarana nohamarinin’ny Ceni

Hanamarina ny ahiahin’ny Frankôfônia ny Ceni. Nitondra fanazavana ny teknisianina eo anivon’ny Ceni, Ranaivo­dimby Alberto Claudel, misahana ny haitao ara-kajy mirindra “Systèmes d’information et des nouvelles technologies”. Nambarany fa miroso amin’ny fanitsiana ny tsy fahatomombanana hitan’ny mpanao fitsirihana toy ny Fran­kôfônia (OIF) sy ireo Mala­gasy ma­nampahaizana ny lisitry ny mpifidy […]

Tombontsoa… ratsy

  Tsy misy mahita tombontsoa amin’ny korontana na fanakorontanana? Indrindra amin’ny politika… Resaka ka atao, tian-kateza. Misy ndeha hinia hanakorontana fotsiny izao ve raha tsy mahita sy mikendry tombontsoa amin’izany? Manakorontana mba hahazoana manararaotra ny toe-javatra hanilihana na hanapotehana ny hafa, ohatra, na hakana bahana na vahana raha ratsy toerana […]

Fitokanana ny “Lapan’ny teny tonga nofo” : “Hita taratra amin’ny zava-bita ny asa atao am-pitiavana”, hoy ny filoha

Fiaraha-miasa amin’ny fiangonana hatrany. Notokanan’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, omaly, ny fahavitan’ny “Lapan’ny teny tonga nofo”, eo anivon’ny fiangonana katolika Ambatobe. “Hita taratra amin’ny zava-bita ny asa atao am-pitiavana”, hoy ny filoham-pirenena Ra­joelina nandritra ny fiaraha-miombom-bavaka tamin’ny mpino tao amin’ny fiangonana Katolika SVD Ambatobe. Fotoana nitokanana ny “Salle d’oeuvres – […]

TSELATRA

Fatin-dehilahy iray tsy nisy loha intsony, hitan’ny fokonolona tao Amporaha Dzamandzar Nosy-Be, afakomaly. Mponina monina ao an-toerana ihany ity hita faty ity. Ahiana ho nalain’ireo tsy mataho-tody ny lohany izay tsy hita teo aminy intsony. Olona iray namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana tao Sakaraha, afakomaly. Nitondra mpivavaka ny karandalana […]