Taratra

Harena andranomasina: tranga ara-boajanahary ny mahafaty ny trozona

Tafiditra ho anisan’ny ha­rena arovana ny trozona. Tato anatin’ny taona vitsy, mitombo isa ny trozona maneran-tany noho ny fiarovana atao azy. Sarotra ny fanjonoana azy ireny raha eto Madagasikara manokana. Tsy mitombina ny fanjonona ny trozona eto amintsika. Misy karazany maro ny antony mahatonga ny fahafatesany. “Misy amin’ireo trozona no […]

Fifanakalozana ara-barotra: vonona ny angon-kevitra ara-pamokaran’i Madagasikara

Nisy ny atrikasa fiofanana momba ny fanangonana, fa­namarinana, fankatoavana ary famahanana ny angona mom­ba ny rafitra fanapariaham-baovao mikasika ny fa­mokarana (AIMS). Natao izao hanatsarana ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ireo fi­renena mpikambana eo anivon’ny Sou­thern African Com­munity Deve­lop­ment Commu­nity (SADC). Lamina fampitam-baovao ao anatin’ny tetikasa STOSAR ny AIMS. Ani­san’ny firenena mpikambana […]

BEI: hamatsy vola 30 tapitrisa Euros

Anisan’ny mamorona asa sy andry iankinan’ny fanjarian-tsakafo ny sehatry ny fambolena. Hisy ny famatsiam-bola manodidina ny 20 tapitrisa Euros ho an’i Madagasi­kara hoentina hampiroborobo ity sehatra ity avy amin’ny banky Eoropeanina momba ny fampiasam-bola (BEI). Eo koa ny tetikasa fametrahana tambajotrana herinaratra mandeha amin’ny herin’ny masoandro, amina toerana 120 isa […]

Fikarakarana volo: niainga teny an-jaridaina ny akora nampiasaina

Miainga amin’ny fikarohana sy izay misy eo am-pelatanana ny famokarana ho an’ny fandraharahana. Tsy mora ny asa saingy mitaky fikirizana hatrany mba hahazoam-bokatra entina hanatsarana ny vita teo aloha. Sehatra iray anisan’ny miteraka asa ho an’ny tanora ny tontolon’ny fandraharahana. Ankehitriny, miroborobo fatratra izany, indrindra ho an’ny fikojakojana ny volo […]

Vaovao tambatra

Voatendry ho tale jeneraly, ny Dr. Edaly, hitantana ny Ivontoerana famongorana ny valala (IFVM) eto Ma­dagasikara. Nisahana ny fitantanana vonjimaika nandritra ny valo volana, ny tale teknikan’ny IFVM, Andriama­roahina Tsitohaina. Natao omaly ny fifamindram-pitantanana. Milanja 744 846 t ny vary nafaran’i Madagasi­kara avy any ivelany, ny taona 2022. Io no […]