Fitaovana iray maro mampiasa sy azo ahodina ho lasa vokatra hafa maro isan-karazany ny kodiara. Anisan’ny toerana ahitana ny fanodinana sy fivarotana izany ny etsy Anosibe. Mpivarotra maro ary fianakaviana iray manontolo no mivelona amin’ny asa fanodinana ny kodiarana etsy Anosibe, raha ny fanadihadiana natao omaly. Manamboatra kapa fingotra sy […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny mpitarika ny antoko ny Fireneko, Rabary Paul, omaly, fa tsy olana ilay anto-bola 200 tap Ar, haloan’ny kandidà hiatrika fifidianana. Natao hanalana an-daharana ireo mpikarama anady politika sy anavahana ny vary amin’ny tsiparifary izany. Tsy tokony hoferana koa ny volan’ny propagandy. “Tsy maintsy atao izay hisin’ny filaminan’ny fifidianana”, hoy […]
Ramamimampionona Gérard : “Tsy ny politika no ilana filaminana”
“Lasa hirahira eny anivon’ny fiarahamonina ny filaminana sy ny fitoniana. Tsy amin’ny politika ihany izay. Eo indrindra koa ny maha olombelona : milamin-tsaina tsara ve hiatrika fifidianana? Zava-dehibe izay.” Io ny fijerin’ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fiatrehana fifidianana filohan’ny Repoblika. Misy famakafakana ao anatin’ny filaminana rehefa misafidy. Eo […]
Fihaonana tamin’ny mpanao gazety : kivy tamin’ny filoha Rajoelina ny mpanohitra
Samy namatrapatratra avokoa ny sasany amin’ireo mpanao politika taorian’ny fihaonan’ny filoha tamin’ny mpanao gazety teny Iavoloha, ny alahady teo. Tsy araka ny nantenain’izy ireo ny zava-misy. Notsiahivin’ny depiote “Del kely”, omaly, fa efa nanana traikefa hatramin’ny Tetezamita ny filoha nefa ireny no nambarany. “Kivy tanteraka aho na ny endriky ny […]
Sosialy mba aoka…
Tena tsy misy distrika adino amin’izao amin’ny hoe fampandrosoana? Eo ny vahoaka ifotony mitsara izay isiany sy iainany isan’andro. Efa misy ny fiovana, fivoarana, fihatsarana… Tsy tambo isaina, ohatra, ny fotodrafitrasa vita, na an-dalam-pamitana, na ny mbola hovitaina. Sekoly manara-penitra, hopitaly manara-penitra, tsena manara-penitra… Na izany aza, mbola ao anatin’ny […]




