Mahatratra 16 ireo sambo haingam-pandeha ampiasain’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga hiarovana ny harena an-dranomasina. Hanamafy hatrany ny ady amin’ny jono tsy ara-dalàna tsy voambara ary voafehin-dalàna ny minisitera. Nahazo sambo haingam-pandeha hanampiana ny sambo Atsantsa ny faritra Boeny. Manana tanjaka 115CVx 2 ity Sambo haingam-pandeha ity raha mirefy […]
Taratra
Sakafo andavanandro : niakatra 200Ar ny kilaon’ny vary
Lany avokoa ny ankamaroan’ny tahirim-barin’ny mpamboly. Ankehitriny, niakatra 100Ar hatramin’ny 200Ar ny vidim-bary eny an-tsena. Tato anatin’ny andro vitsy, nahitam-piakarana ny vidim-bary eny an-tsena raha oharina ny tamin’ny volana jona. Manodidina ny 200Ar ity fiakarana ity ary voakasik’izany avokoa ireo karazam-bary rehetra eny an-tsena. Eny amin’ny tsenan’Analamahitsy, vidiana 2 700Ar […]
INDRAY MIJERY
Mpampianatra 603 no nisitraka fampiofanana nanerana ny Ecole Normale Supérieur (ENS) efatra eto Madagasikara avy amin’ny tetikasa “Perform”, izay fiaraha-miasan’ny sekoly ambaratonga ambony ENS sy ny AUF ary vatsian’ny “Erasmus+”. Tanjona ny hananan’ireo mpampianatra fahaiza-manao amin’ny fampitana ny lesona amin’ny teny frantsay sy ny fampiasana ny haitao avo lenta. Nahazo […]
USAID-Minisiteran’ny Fahasalamana : mitentina 706 tapitrisa Ar ny fitaovana hiarovana ny fanafody
Nanolotra fitaovana sy kojakoja fampiasa amina laboratoara mitentina 155 000 dolara (706 tapitrisa Ar) ho an’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny tale jeneralin’ny USAID Madagascar, Anne N. William, tamin’ity herinandro ity. Hiarovana ny olom-pirenena malagasy amin’ny loza ateraky ny fanafody tsy manara-penitra sy tsy voafehy izany. Hisitraka ny fitaovana mivantana ny sampandraharaha […]
Distrikan’Ifanadiana : fianakaviana marefo 1 775 nahazo tohana
Fianakaviana marefo 200 (misy olona 3 000) avy amin’ny kaominin’Antaretra, Androrangavola ary Marotoko, anatin’ny distrikan’Ifanadiana, faritra Vatovavy no nahazo fanampiana avy amin’ny fitondrana, tamin’ny alalan’ny BNGRC. Olona mbola sahirana noho ny fandalovan’ireo rivodoza nifanesy izy ireto ary nosokajiana ho marefo noho ny tsy fisian’ny eo am-pelatanana satria tsy nahomby ny fambolena […]




