Manohy ny fanandratana ny kanto sy ny kolontsaina, amin’ny alalan’ny seho an-tsehatra ny Iray Fy’Art. Mitety faritra izy ireo. Anjaran’ny eny Imerintsiatosika sy ny manodidina indray ny mahita mivantana ireo mpilalao tantara amin’ny onjam-peo. Hovelomin-dry zareo an-tsehatra ilay tantara “Anjara voasedra” nosoratan’i Niravo Randria. Maneho ny fiainana andavanandro sy ny […]
Taratra
Haisoratra : nivoaka ny amboara “Angolam-pitia” nosoratan’i Riadiana
Velona ny haisoratra, rehefa misy mamelona: ny mpanoratra. Mivoaka ny amboaran-tononkalo “Angolam-pitia” nosoratan’i Riadiana. Ela ny ela, nivoaka ny amboaran-tononkalo nosoratan-dRampanana Raymond na i Riadiana. Efa aty amin’ny faha-55 taona nanoratana izany. Tamin’ny taona 1968 izy no nanomboka nanoratra. Boky voalohany io: misy tononkalo 93, takila 120. Izany aza, mbola […]
« Akon’ny Antenimierampirenena »: nivoaka ny laharana faha-17
Mitohy sy mivoatra hatrany. Nampahafantarina, omaly 13 jolay, teny amin’ny Motel Anosy, ny gazety boky «Akon’ny Antenimierampirenena» laharana faha-17. Fiaraha-miasan’ny Antenimierampirenena sy ny Pnud ny nahatontosana izany. Raha tsiahivina, nanomboka ny taona 1982 no efa nisy ity gazety boky vokarin’ny mpiasan’ny Antenimierampirenena ity. Tenim-pirenena telo no hita ao anatiny : […]
Filoha teo aloha, Ravalomanana : « Tsy ara-dalàna ny anto-bola 200 tapitrisa Ar »
“Tsy mifanaraka amin’ny lalàna ny fanovana ny anto-bolan’ireo kandidà ho lasa 200 tapitrisa Ar”, hoy ny filoha teo aloha, Ravalomanana, teny Faravohitra, afakomaly. Raha ny And. 47 amin’ny lalàmpanorenana, fifidianana mialoha ny fotoana izao fifidianana hatao izao. Noho izany, araka ny And. 9 ao amin’ny lalàna fehizoro lah. 2018-009 mifehy […]
Toamasina : mihantsy ny mpitandro filaminana ireo jiolahy
Mirongatra indray ny halatra moto ao Toamasina. Raim-pianakaviana iray naratra mafy voatifitra teny ambony moto. Tsy afa-nanoatra intsony izy ka nanome mora foana ny fananany… Fahasahiana tsotra izao ny an’ireo jiolahy ao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana. Ny talata 11 jolay 2023 lasa teo, jiolahy roa indray lavon’ny balan’ny polisin’ny Fip […]




