Azo ambara fa tsara ny vokatra amin’ny ankapobeny ho an’Antananarivo satria nitombo ny isan’ny mpiadina niatrika ny fanadinana ho an’ity taona ity, hoy ny tomponandraikitra ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Nidina kely raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa ny voka-panadinana BEPC teto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra. 54,54% raha 56,30% izany ho an’ny taona 2022. […]
Taratra
Taratry ny kanto
Nodimandry, teo amin’ny faha-58 taonany, i Laulo na Ramiandrisoa Ralimihanta Laurence. Mpitendry vata maroafitsoka fahiny tao amin’ny tarika Dillie, mpanao sary sy mpanao gazety anisan’ny nanokatra ny onjam-peo RLI, efa tao amin’ny gazety L’Express de Madagascar ihany koa. Ralimihanta no anarana nentiny tao anatin’ny fandaharana “Destination Madagascar”, RLI. Nahazo ny […]
Madagaslam Section Tanà: “Omena sehatra ireo talenta vao”
Tontosaina, anio, eny amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola, ny “Slam Session”. Hetsika karakarain’ny Madagaslam section Tanà (MST), tafiditra ao anatin’ny hetsika “Zoma finaritra” karakarain’ny IKM. Toy ny mahazatra, misokatra ho an’ny rehetra ny sehatra, ary mpiangaly Slam maro samihafa no andrasana ao anatin’izany. Tanjona amin’izao ny hampivelatra sy hampiroborobo […]
Shelby Florent – Waka Waka Festival: “Te hanome sehatra ho an’ny mpanakanto afrikanina izahay”
Mandalo eto Madagasikara amin’izao fotoana izao i Shelby Florent. Izy no tomponandraikitra voalohany ao amin’ny Shelby Production, mpikarakara ny “Waka Waka Festival” rehetra any ivelany sy eto. Nisy ny resadresaka fohy nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*): Inona no anton’ny nisafidianan’ny Shelby Production an’i Madagasikara, sy i Sambava manokana, handray ny “Waka […]
Ny zanaka no harena: Resabe ny isan’ny zaza hateraka
Satria mahantra ny Malagasy, aleo iray na roa ihany ny isan’ny zaza hateraka. Mifanaraka amin’ny zava-misy iainan’ny firenena ankehitriny tokoa io. Fanehoan-kevitra toa sarotra toherina. « Ny zanaka no harena », hoy kosa ny Malagasy. Sao mba tsy marina amin’izao vanim-potoana izao intsony ary io ? Voaporofon’ny tantara anefa fa fomba nataon’ny mpanjanaka sy […]




