Taratra

Fambolena potiky ny havandra : fanampiana ho an’ny tantsaha any Manandriana sy Fiaferana

Nidina tany Manandriana sy Fiaferana Avaradrano, ny sabotsy 10 jona teo, ny filohan’ny Antenimierandolona sy ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny tale jeneralin’ny orinasa STOI. Nitondra fanampiana izy ireo ho an’ny tantsaha tra-pahavoazana vokatry ny havandra farany teo. Nitaraina ny tantsaha any Manandriana sy Fiaferana fa potiky […]

Fanabeazana : nohatsaraina ny kalitaon’ny taratasim-panadinana

“Miroso araka ny tokony ho izy ny fanomanana ny fanadinam-panjakana eto amin’ny Nosy”, hoy ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, raha nanontaniana, teny Andohatapenaka, ny sabotsy lasa teo. Nilaza izy fa nisy fanatsarana ihany nata­on’ny fitondram-panjakana mandritra ny fizotry ny fanadinana amin’ity taona ity. Tanjona ny hanatsarana sy hampiakarana […]

Baka Manonilaza, Andranotsara…: efa an-taona maro tsy nandray karama ireo mpitatitra

Velon-taraina ireo mpiasa miandraikitra ny fampandehanana ny baka fiampitana amin’ ny reniranon’i Pan­ga­lana sy Man­goro fa tsy nandray karama intsony efa ho roa taona izao. Anisan’ny mampiampita amin’ny baka eo Manonilaza Razafimanjarimanana Zakaria. Ny volana jolay 2021 no nandray karama farany ireo mpiasa amin’ny baka. Ny karama volana novambra sy […]

Fiarovana ny zon’olombelona : hisy ny fampahafantarana ny olona varira

Homarihina rahampitso ny Andro iraisam-pirenena ho fampahafantarana ny olona manana toe-tena varira. Ny fampihatiana no hery, io ny lohahevitra voizina amin’izany. Eto Madagasikara, vao haingana no niorina ny fikambanan’ny olona variva. Tan­jona ny hiarovana ny fitakiana ny zony sy ny fiarovana azy. Misy solontena isam-paritra ny fikambanana ahafantarana ny tena […]

Fanabeazana : 520 ireo mpampianatra voaray ho mpiasam-panjakana

Mitohy hatrany ny fandraisana mpampianatra ho mpiasam-panjakana eto amin’ny Nosy. Mpampianatra 520 avy eto amin’ny faritr’Analamanga no nisitraka fifanarahana arak’asa. Notanterahina tetsy amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka ny la­no­nana fizarana fifanarahana arak’asa ho an’ireo mpampianatra eto amin’ny Dren Ana­la­manga, ny Sabotsy teo. Ni­si­traka izany ireo mpampianatra 520 (45 hatramin’ny 55 taona), […]