Nihaona tamin’ny filohan’ ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny ekipan’ny tetikasa Jeunesse malagasy compétente au travail (JMCT), nahitana ny talen’ny tetikasa any Kanada, Sylvain Benoît, ny talen’ny tetikasa eto Madagasikara Rakotondrajaona Luc. Nampahafantatra ny votoatin’ny tetikasa JMCT izay manatsara (manomana mialoha) ny fidiran’ny mpianatra anatin’ny sehatry ny asa, 18 ka hatramin’ny […]
Taratra
Fampiakarana ny tahan’ny fanaovam-baksiny : hametraka paikady ny raiamandreny ara-drazana 120
Hiara-hiasa ny Ampanjaka sy ny minisiteran’ny Fahasalamana ary ny mpanohana teknika sy amin’ny vola hampiakarana ny tahan’ny fanaovam-baksiny. Nidina ny tahan’ny fanaovam-baksiny teto amintsika nandritra ny fiparitahan’ny Covid-19 noho ny fihibohana sy ny tsaho maro niely. Tsy ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19 ihany no nampalaina ny vahoaka fa nihena koa […]
Volley-Mada 2023: nanao pao-droa ny GNVB
Namiratra tanteraka ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie Nationale Volley-Ball), nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasiakara, notontosaina tany Toamasina. Samy norombahany avokoa ny fandresena, teo amin’ny sokajy lahy sy vavy. Teo amin’ny sokajy vehivavy, nolavoin’ny GNVB, tamin’ny seta 3 no ho 1, ny tompondaka 2022, ny Stef’Auto Toamasina. Vokatra tsara ho an’ny […]
ASIEF 2023 : mizotra tsara ny fanomanana
Hifarana afaka fotoana fohy ny fandraisana ny antontan-taratasy amin’ny fifaninanana nasionaly eo anivon’ny Association sportive interministérielle pour l’entretien des Fonctionnaires (Asief), taona 2023. Mizotra tsara ny fanomanana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Asief, Andrianarison Jean Aimé (Jhone Love). Nisy ny fidinana ifotony natao tany Toamasina, ny herinandro lasa teo, nijerena ireo […]
Kitra any Frantsa : lasan’i Mbemba ny «Prix Marc Vivien Foé»
Notanterahina, omaly talata, tany Frantsa, ny fisafidianana izay mpilalao baolina kitra afrikanina mendrika, mifaninana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa «Ligue 1», na ny «Prix Marc Vivien Foé». Norombahan’ilay Kongoley, i Mbemba Chancel, milalao ao amin’ny Olympique de Marseille, izany. Nahazo isa 207 avy amin’ireo mpanao gazetin’ny France 24 sy […]




