Ora telo mahery, nanehoan’i Njakatiana indray fa voafehiny tanteraka ny sehatra. Ireo mpankafy rahateo no nandahatra ireo hira, izay saika niaraha-niredona hatramin’ny farany. “Tsaroanao ve ilay fiarahantsika?” Hoy ny fanontaniana napetrak’i Njakatiana, tao anatin’ilay hirany “Meteza hahatsiaro”. Misy antony tokoa matoa ity hira ity no nosafidiany nanokafana ny fampisehoana tetsy […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Hanomboka hitsara ireo fifanolanana ara-pifidianana ny eo anivon’ny Filankevi-panjakana ny fiandohan’ny volana marsa izao. Nambaran’ny tomponandraikitra fa mbola mandray ny fitoriana izy ireo hatramin’izao. Maherin’ny 20 izao ireo fitarainana voarain’ny filankevi-panjakana hatramin’ny faran’ny herinandro teo. Mitohy hatrany ny hetsika fanatsarana ny fotodrafitrasa sy fanamboarana izany ho an’ny kaominina Ivato. Nambaran’ny […]
Fampandrosoana eny ifotony: Nakana hevitra ny drafitra fanajariana
Notanterahina tetsy Anosy, tao amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), ny faran’ny herinandro teo, ny fivoriana fakan-kevitra. Tafiditra ao anatin’ny famolavolana ny Drafitra ifotony ho fanajariana ny Tany (Dift) izany. Miisa valo ireo toerana sy kaominina misitraka izany any amin’ny faritra Androy. Anisan’izany ny ao amin’ny kaominina […]
Fahantrana… mampandroso
Ny fahasahiranana na ny fahantrana lalina sy maharitra ve no anisan’ny mampirongatra ny tsy fandriampahalemana tato ho ato amin’izao? Tonga hatramin’ny hala-boty etsy sy eroa amin’ny faritra sasany. Misy ny mpamosavy malemy ka ny ao an-trano ihany no aripaka. Na ny fianakaviana ihany no anaovana fakana an-keriny na takalon’aina […]
Praiminisitra Ntsay Christian : « Mijery ny maha olona ny fitondram-panjakana »
“Mijery ny maha olona ny fitondram-panjakana. Anisan’ny zavatra nanakianana an’i Madagasikara eo amin’izany fanajana ny zon’olombelona izany ny fiaimpiainan’ny famonjana eto Madagasikara.”Io ny nambaran’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tamin’ny fitokanana ny fonjaben’Ikelivondrake, Ihosy, ny faran’ny herinandro teo. Nanomboka tamin’ny taona 2019, ezaka marobe no nataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fametrahana fitsarana ambaratonga voalohany […]