Taratra

Foire internationale de l’agriculture (FIA): mampitombo ny sandam-bokatra eto an-toerana

Ambohipihaonan’ny mpamokatra, tantsaha, ny indostria, ny mpandraharaha ary ny mpampiasa vola ny Tsenabe iraisam-pirenena momba ny famokarana (FIA), andiany faha-8. Tsy afa-misaraka ny famokarana sy ny sakafo. An­tony hanatanterahana ny Fes­tival international de la Gas­tronomie (FIG) andiany faharoa, ihany koa. Na­nomboka omaly ary hitohy hatramin’ny alahady ny hetsika, izay atao […]

Pr Rajaonson Hugues: « Mety hampitombo ny hosoka ny hetra be loatra »

Maneho hevitra ny mpahay sady mpampianatra toekarena, ny Pr Rajaonson Hugues, manodidina ny hetra eto Madagasikara. Mila tohanan’ny fanjakana ny fiforonan’ny orinasa madinika sy salantsalany. Ho an’ny profesora Raja­onson Hugues, aleo mampitombo ny fototry ny hetra toy izay mampitombo ny vesatry ny hetra. Mety ham­pitombo ny hosoka ary manakana ny […]

Fantina sy fintina

Hiatrika ny fihaonana an-tampony eo amin’i Rosia sy i Afrika ny filoham-panjakana, ny Kly Ran­drianirina Michaël, raha tsy misy ny fiovana. Hotan­terahina ny 28 sy ny 29 septambra ho avy izao izany. Hodinihina amin’izany ny fiaraha-miasa eo amin’i Rosia sy i Afrika. Ao anatin’izany ny varotra sy ny fampiasam-bola ary […]

Ho ray aman-dreny tomponandraikitra

Anatin’ny fiatrehana ny taom-pianarana tanteraka ny ankizy amin’izao fotoana izao. Manomboka ny fifohazana maraina sy ny rotoroto isan-kariva maka mpianatra. Ny renim-pianakaviana no tena mizaka ny mafimafy, indrindra ny mbola manenjika birao na fitadiavam-bola hafa. Tsy afa-miala rahateo fa ny reny dia reny eny foana. Tsy mahazo mitarain-tana-miempaka na inona […]

Filohan’nyFanavaozana: manamafy fiaraha-miasa amin’i France

Nanamarika ny dian’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, any Paris, ny fihaonany amin’ireofiloham-panjakana. Omaly, nyfilohan’i Djibouti, i Ismael Omar Guelleh, no anisanynihaonataminy. Nifantohan’nyresakynyroatontanyfiaraha-miasaazoataoeoamin’iMadagasikarasy i Djibouti. Tanjonanyhampivelarananysehatrynyfifandraisanaeoamin’nyfirenenasamyafrikanina. Tsiahivina fa niatrikany fihaonana an-tampony iraisam-pirenena momba ny habakabaka no tena anton-dian’ny filohan’ny Fanavaozana any Paris. Taorian’izay, nihaona tamin’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron, […]