Taratra

“The Voice Africa” : tsara toerana i Rinah Arifenitra

Misongadina hatrany ny Malagasy! Tao anatin’ny taona vitsivitsy izay, nahitana teratany malagasy nandray anjara avokoa ireo fifaninanan-kira iraisam-pirenena malaza. Anisan’ireo efa misongadina sahady ao anatin’ny “The Voice Africa 2023” i Ri­nah Arifenitra, tovovavy mpanakanto hametrahan’ny mpiray tanindrazana aminy ny fitokisana rehetra amin’ity fifaninanana ity. Tsy ny Ma­lagasy irery, fa ireo […]

Dr. Andriamahenina Fabrice: « Very ny soatoavina… Mila iainana ny maha Gasitsara »

Misy madisadisa ny isan-tokantrano. Marary ny fiarahamonina malagasy. Nambaran’ny Dr. Andriamahenina Fabrice, mpandinika fiainan’ny fiarahamonina fa « anisan’ny nahatonga izany ny fahaverezan’ny soatoavina fototra ». Dinika nifanaovana taminy… Gazety Taratra (*) : Amin’ny maha mpandinika ny fiarahamonina anao, inona no nahatonga ny fiarahamonina malagasy tsy afaka disadisa ? Dr. Andriamahenina […]

Loholona Ramanambitana : “Laharam-pahamehana ny fifidianana”

“Ny fiatrehana fifidianana 2023 no laharam-pahamehana izao”, hoy ny mpitarika ny fikambanana Ifi, ny loholona Ramanambitana Richard, tetsy Anosikely, afakomaly. Tsy misy krizy politika eto, fa krizy sosialy sy toekarena izay iraisana amin’izao tontolo izao. Koa ny fanentanany ny tsy hisian’ny hevitra na lalan-tsaina mankany amin’ny hoe fitondrana Tetezamita na fiaraha-mitantana. […]

Depiote Milavonjy Philobert : “Tsy mitondra vokatsoa ho an’ny vahoaka ny Tetezamita”

“Voizin’ny mpanohitra amin’izao fotoana izao ny hoe fitondrana Tetezamita. Ia­raha-mahalala fa tsy mitondra vokatsoa ho an’ny vahoaka malagasy izany. Raha ny tantara teo aloha no jerena, vao mainka mampikororosy fahana ny toekarena sy mampitombo ny fahantran’ny vahoaka ny fisian’izany fitondrana Tetezamita izany.” Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny tsy […]

Governora Rasoamaromaka : “Resaka seza ny Tetezamita”

Adihevitra tsy mbola vita? Ranolava ny fanehoan-kevitra. “Tsy misy tombontsoa ho an’ny vahoaka izany fitondrana Tetezamita izany, fa tombontsoan’ny mpanao politika izay tsy manana olona ary tsy nanampy olona hatramin’izay dia te haka seza indray”, hoy ny sekretera nasionalin’ny antoko TGV sady governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, ny amin’ny fitadiavan’ny […]